Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
1 jour depuis
Autisme Madagascar

🥰Ho antsika ao amin'ny faritra Atsinanana ary ô.
Hiaraka indray isika ny sabotsy 27 aprily izao
⏲️ Manomboka @ 2 ora sasany.
👉Ao amin'ny Marie Stella
✔️Fandraisana ireo mpikambana vaovao sady fiaraha-mifaly amin'ny hafakelintsika 🧩💙
🏃🏃🏃Tongava maro e 😊

-----------------------🇨🇵À tous les membres de l'antenne Atsinanana.
Répit ce 👉 samedi 27 avril
Heure: 14h30
Lieu: Marie Stella
Activité: Animation et accueil des nouveaux membres ☺️

☎️Contact : 0344211851
... Voir plusVoir moins

🥰Ho antsika ao aminny faritra Atsinanana ary ô.
Hiaraka indray isika ny sabotsy 27 aprily izao
⏲️ Manomboka @ 2 ora sasany.
👉Ao aminny Marie Stella
✔️Fandraisana ireo mpikambana vaovao sady fiaraha-mifaly aminny hafakelintsika 🧩💙
🏃🏃🏃Tongava maro e 😊-----------------------🇨🇵À tous les membres de lantenne Atsinanana.
Répit ce 👉 samedi 27 avril
Heure: 14h30
Lieu: Marie Stella
Activité: Animation et accueil des nouveaux membres ☺️☎️Contact : 0344211851
2 jours depuis
Autisme Madagascar

🥰Ho antsika ao amin'ny faritry Boeny ary ô.
Hiaraka indray isika ny sabotsy 27 aprily izao
⏲️ Manomboka @ 9 ora sasany h@ 3 ora sasany.

👨‍👨‍👧Isika ray aman-dreny, anisany mandray anjara feno amin'ny fanabeazana ny zanatsika🙂

A#centre_manjaka#Centre_Manjaka no hanatanterahana ny répit.

📍Raisin'ny centre an-tanana ny sakafo🤗
🏃🏃🏃Tongava maro e 😊

-----------------------🇨🇵À tous les membres de l'antenne Boeny.
Répit ce 👉 samedi 27 avril
Heure: 9h30 à 15h
Lieu: Centre Manjaka Ambondrona
Activité: Art thérapie
Thème: Parents acteurs de l'éducation

📍: Repas à la charge du centre🙂

☎️Contact : 0383271437
0329252114
... Voir plusVoir moins

🥰Ho antsika ao aminny faritry Boeny ary ô.
Hiaraka indray isika ny sabotsy 27 aprily izao
⏲️ Manomboka @ 9 ora sasany h@ 3 ora sasany.👨‍👨‍👧Isika ray aman-dreny, anisany mandray anjara feno aminny fanabeazana ny zanatsika🙂Ao aminny #Centre_Manjaka no hanatanterahana ny répit.📍Raisinny centre an-tanana ny sakafo🤗
🏃🏃🏃Tongava maro e 😊-----------------------🇨🇵À tous les membres de lantenne Boeny.
Répit ce 👉 samedi 27 avril
Heure: 9h30 à 15h
Lieu: Centre Manjaka Ambondrona
Activité: Art thérapie
Thème: Parents acteurs de léducation📍: Repas à la charge du centre🙂☎️Contact : 0383271437
0329252114

Comment on Facebook

Mahavitasoa ee

Joce Masondahy alefaa

💙💙

2 jours depuis
Autisme Madagascar

🥰𝑴𝒐𝒊𝒔 𝒅'𝒂𝒗𝒓𝒊𝒍, 𝒎𝒐𝒊𝒔 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒅𝒊𝒇𝒇𝒆́𝒓𝒆𝒏𝒄𝒆 💙

Mitohy hatrany ireo hetsika fanentanana ao anatin'ny fanamarihana ny volan'ny fahasamihafana.

😉Indro zaraina amitsika ireto sary vitsivitsy nandritra ny fandalovan'ny ekipan'ny autisme Madagascar antenne Atsinanana tao amin'ny Lycée privé adventiste Toamasina.

👉Nisy ihany koa ny ady hevitra niarahana tamin'ireo mpianatra sy mpampianatra mahakasika ny fanekena ny fahasamihafana 🧩
... Voir plusVoir moins

2 jours depuis
Autisme Madagascar

Aza adinoina ny fotoanantsika @ sabotsy Les Colibris Mahamasina 🤗
NB: Entanina ny tsirairay hitondra goûter sy rano sahaza ☺️
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Afaka mitondra zaza ve !?

Salama tompoko, manomboka @firy kay azafady raha tsy mahadiso ?

Ny Aiko Sy Anay mandehana e

Azafady tompoko ! Aiza ho aiza ao Mahamasina no misy ilay toerana " colibris" ?? misaotra indrindra.

Misy fisoratana anarana sa afaka Tonga foana ?

Misy fisoratana anarana ve sa afaka tonga daholo?Merci

La banque de crédit agricole est une coopérative financière qui offre des solutions d’épargne et de crédit permettant de financer des projets agricole, élevage, commerce, construction, frais de scolarité... utiles d’un point de vue social, écologique et/ou culture intéressé contactez MP.

View more comments

3 jours depuis
Autisme Madagascar

🥰 Ho antsika rehetra ao Vakinankaratra ôôô.

𝑭𝒊𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒛𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒓𝒂𝒊𝒌𝒆𝒇𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒊𝒛𝒂-𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒌𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒂𝒖𝒕𝒊𝒔𝒕𝒆 𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒓𝒂𝒚 𝒂𝒎𝒂𝒏-𝒅𝒓𝒆𝒏𝒚, 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒃𝒆, 𝒔𝒏𝒔...
👉Daty: sabotsy 27 aprily izao
👉⏲️: 9 ora maraina
👉Toerana: EPP MAHAZOARIVO I

🤗Tongava maro ô 😊
--------------------------🇨🇵À tous les membres de l'antenne Vakinankaratra une journée de répit aura lieu ce samedi 27 avril à partir de 9h à l'Epp Mahazoarivo I.

🔘Thème: Échange entre parents, enseignants et éducateurs spécialisés pour l'accompagnement des enfants différents.

☎️Contact: 034 12 141 16
🤗 Venez nombreux 😉
... Voir plusVoir moins

🥰 Ho antsika rehetra ao Vakinankaratra ôôô.𝑭𝒊𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒛𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒓𝒂𝒊𝒌𝒆𝒇𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒊𝒛𝒂-𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒌𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒂𝒖𝒕𝒊𝒔𝒕𝒆 𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒓𝒂𝒚 𝒂𝒎𝒂𝒏-𝒅𝒓𝒆𝒏𝒚, 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒃𝒆, 𝒔𝒏𝒔...
👉Daty: sabotsy 27 aprily izao
👉⏲️: 9 ora maraina
👉Toerana: EPP MAHAZOARIVO I🤗Tongava maro ô 😊
--------------------------🇨🇵À tous les membres de lantenne Vakinankaratra une journée de répit aura lieu ce samedi 27 avril à partir de 9h à lEpp Mahazoarivo I.🔘Thème: Échange entre parents, enseignants et éducateurs spécialisés pour laccompagnement des enfants différents.☎️Contact: 034 12 141 16
🤗 Venez nombreux 😉
3 jours depuis
Autisme Madagascar

[𝗣𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗠'𝗜𝗿𝗮𝘆]
🔘Tontosa soa aman-tsara ny Focus group niarahana tamin'ireo olona manana fahasembanana tao Diégo.
Tahaka izay koa ny an'ireo mpisehatra mandray an-tanana azy ireo mahakasika ny tontolon'ny fahasalamana ara-pananahana.

👊Adisisika mba hafahan'ireo olona rehetra manana fahasembanana misitraka ny zony eo amin'izay tontolon'ny fahasalamana ara-pananahana izay no tanjon'ny tetikasa Mi'iray.

_________________🇫🇷 Le groupe de discussion sur la santé sexuelle et reproductive des personnes en situation de handicap à Diego-Suarez a été un succès, tout comme celui qui s'est tenu à Antananarivo et Morondava.

👊 L'objectif est de promouvoir activement un plaidoyer pour le changement d'attitudes et de services en ce qui concerne la sexualité des personnes handicapées.
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Félicitations

4 jours depuis
Autisme Madagascar

👋 Kopa-tanana ee😊
🤗10 taona mahery izao no nijoroan'ny fikambanana.
👇Efa tanora sy adolantsento avokoa izany ny ankamaroan'ireo hafakelintsika ankehitriny.
⁉️Betsaka ny fanontaniana manitikitika antsika ray aman-dreny.
😱Ahoana ny atao?
🤷Ahoana ny fomba hiresahana aminy?
🥴Ahoana no hanazavana azy ireo fiovana misy eo amin'ny toe-batany sns...

❌❌❌❌Tonga ity ilay fotoana nandrasantsika rehetra ary e.
🧩Ry zareo hafakely sy ny fahamaotina💙
Hitondra ny andinindininy amitsika momba izany ry zaLa Classe Maman L.C.Ma Classe Maman L.C.M
👉Daty: sabotsy 27 aprily izao
👉Ora: 9 ora maraina
👉Toerana : Les Colibris Mahamasina.

PS: Samia mitondra goûter sy rano sahaza ☺️

----------------------🇨🇵 La puberté peut poser des défis particuliers aux parents d'enfants autistes.

⁉️Ils sont souvent confrontés à des difficultés pour expliquer les transformations corporelles à leurs enfants.

🤗Pour aider et éduquer, une session de partage sur la puberté des autistes aura lieu ce samedi 27 avril à partir de 9h au Colibris Mahamasina, organisée par @La Classe maman L.C.M.

Répit antenne Analamanga
Thème: La puberté des autistes
Intervenant: La Classe Maman
Contact: 0343984749
0342443443
... Voir plusVoir moins

👋 Kopa-tanana ee😊
🤗10 taona mahery izao no nijoroanny fikambanana.
👇Efa tanora sy adolantsento avokoa izany ny ankamaroanireo hafakelintsika ankehitriny.
⁉️Betsaka ny fanontaniana manitikitika antsika ray aman-dreny.
😱Ahoana ny atao?
🤷Ahoana ny fomba hiresahana aminy?
🥴Ahoana no hanazavana azy ireo fiovana misy eo aminny toe-batany sns...❌❌❌❌Tonga ity ilay fotoana nandrasantsika rehetra ary e.
🧩Ry zareo hafakely sy ny fahamaotina💙
Hitondra ny andinindininy amitsika momba izany ry zareo ao aminny La Classe Maman L.C.M
👉Daty: sabotsy 27 aprily izao
👉Ora: 9 ora maraina
👉Toerana : Les Colibris Mahamasina.PS: Samia mitondra goûter sy rano sahaza ☺️----------------------🇨🇵 La  puberté peut poser des défis particuliers aux parents denfants autistes.⁉️Ils sont souvent confrontés à des difficultés pour expliquer les transformations corporelles à leurs enfants.🤗Pour aider et éduquer, une session de partage sur la puberté des autistes aura lieu ce samedi 27 avril à partir de 9h au Colibris Mahamasina, organisée par @La Classe maman L.C.M.Répit antenne Analamanga
Thème: La puberté des autistes
Intervenant: La Classe Maman
Contact: 0343984749
0342443443

Comment on Facebook

Liana majunga MBA Asiana koa azafady

Tena tsara lotra zany mba asina isa paritra zahay mba mangataka asina Manjunga🙏

Ahoana no hatao raha hanatrika azafady?

Tsara be

Marina zany aty am faritra Tamatave....

Misy fisoratana an arana ve tompoko azafady?

Salama, olona manolotra fampindramam-bola iraisam-pirenena aho. Miaraka amin'ny renivola ampiasaina amin'ny fampindramam-bola manokana amin'ny fotoana fohy sy maharitra manomboka amin'ny 100.000 ka hatramin'ny 50.000.000 euros ho an'ny olona matotra rehetra izay tena mila izany, 3% isan-taona tsy misy zanabola. fampindramam-bola trano, fampindramam-bola amin'ny fampiasam-bola, fampindramam-bola fiara, fampindramam-bola manokana. Afaka manome fahafaham-po ny mpanjifako aho ao anatin'ny 03 andro aorian'ny nandraisako ny fangatahanao. PS: Ny hafatra tena matotra dia tsy matotra

Erisse Donazy, Julie Miarisoa Ravelojaona..sao mb misy afak mamonjy an'ito

💙

💙💙

View more comments

1 semaine depuis
Autisme Madagascar

---------------📣𝑽𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂 ---------------
Anisany tranga tena manahirana antsika ray aman-dreny izany hoe marary nify ilay hafakelintsika 🥴😵

Tsy hita izay hanaovana azy🤷
👉 Araraoty ary fa misy manam-pahaizana manokana amin'ny fikojakojana ny nify hoan'ireo autiste ets#clinique_dentaire_adventiste_soamanandrarinySoamanandrariny.

❌Tsy maintsy mamandrika toerana mialoha kosa anefa amin'ny laharana: 0208552970

🤗Mbola misy toerana vitsivitsy 🙂
... Voir plusVoir moins

---------------📣𝑽𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂 ---------------
Anisany tranga tena manahirana antsika ray aman-dreny izany hoe marary nify ilay hafakelintsika 🥴😵Tsy hita izay hanaovana azy🤷
👉 Araraoty ary fa misy manam-pahaizana manokana aminny fikojakojana ny nify hoanireo autiste etsy aminny #Clinique_dentaire_adventiste_Soamanandrariny.❌Tsy maintsy mamandrika toerana mialoha kosa anefa aminny laharana: 0208552970🤗Mbola misy toerana vitsivitsy 🙂

Comment on Facebook

Miantso foana izahay fa tsy mandeha ilay numero ! Nefa tena ilainay ilay izy tompoko

Ahoana ny atao fa tsy mandeha ilay numero io azafady rehefa antsoina !?

Merci , nenay Mila atao détartrage f misy maintimainy le nifiny

Marina loatra

salam tompoko,efa tam zoma no niezaka niantso fa tsisy mandray minhintsy ao am le numero

👏👏 Mankasitraka ho azy ireo 🙏🙏🙏🙏🌸🌸🌸

Mba mandalova aty Tamatave raha mety fa tena ilainay aty koa Io 😔.Merci

Merci pour eux

MBA tongava aty moramanga fa misy antenne koa aty

Rota RA sode mahasoa

Harinirina Ramaroson Sao mahasoa

Fanjanirina Nandrasana Rav

Korias Robihasina

Magalie Ramarojaona Leung Blue

View more comments

1 semaine depuis
Autisme Madagascar

🥰Nous espérons qu'un jour il viendra aussi à Madagascar.🙏

www.facebook.com/share/p/ZouG22pMY6UTPDQi/?mibextid=oFDknkAu revoir Mr Josef Schovanec 🌺 clap de fin pour les journées de l’autisme à la réunion et dans l’océan I’indien.
MERCI Josef pour toutes vos conférences et votre humour décapant qui fait du bien à tous.
Envolez vous vers d autres horizons, globe trotter de l’autisme et à l’année prochaine pour d’autres aventures.
... Voir plusVoir moins

🥰Nous espérons quun jour il viendra aussi à Madagascar.🙏https://www.facebook.com/share/p/ZouG22pMY6UTPDQi/?mibextid=oFDknk

Comment on Facebook

Offres de prêt entre particulier sérieux et honnête : ✅ Nous faisons de la scolarisation de vos enfants, une priorité .Vous êtes un salarié du public ou du privé et vous vous demandez ; comment assurer les frais de scolarité et de formation de vos enfants ? Comment gérer les dépenses liées aux activités parascolaires de vos enfants ? Ou encore vous désirez de réunion des meilleures conditions d'étude pour vos enfants ? Obtenez un prêt scolaire international près de nous. www.facebook.com/profile.php?id=61555015955878

1 semaine depuis
Autisme Madagascar

[𝗣𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗠'𝗜𝗿𝗮𝘆]
🔘Tontosa soa aman-tsara ny Focus group niarahana tamin'ireo olona manana fahasembanana tao Morondava.
Tahaka izay koa ny an'ireo mpisehatra mandray an-tanana azy ireo mahakasika ny tontolon'ny fahasalamana ara-pananahana.

👊Adisisika mba hafahan'ireo olona rehetra manana fahasembanana misitraka ny zony eo amin'izay tontolon'ny fahasalamana ara-pananahana izay no tanjon'ny tetikasa Mi'iray.

_________________🇫🇷 Le groupe de discussion sur la santé sexuelle et reproductive des personnes en situation de handicap à Morondava s'est déroulé avec succès, similaire à celui qui a eu lieu à Antananarivo.

👊L'objectif est de mener efficacement un plaidoyer en faveur du changement d'attitudes et de services concernant la sexualité des personnes handicapées.
... Voir plusVoir moins

1 semaine depuis
Autisme Madagascar

🧩𝑴𝒐𝒊𝒔 𝒅'𝒂𝒗𝒓𝒊𝒍, 𝒎𝒐𝒊𝒔 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒅𝒊𝒇𝒇𝒆́𝒓𝒆𝒏𝒄𝒆 💙
Ny akon'ny fiofanana sy fifampizarana niarahana tamin'ireo Volontaires tao Fort-Dauphin ny sabotsy lasa teo.

🤗Hetsika izay tafiditra ao anatin'ny fanamarihana ny volan'ny aprily, iray volan'ny fahasamihafana 🥳
... Voir plusVoir moins

2 semaines depuis
Autisme Madagascar

🧩𝑴𝒐𝒊𝒔 𝒅'𝒂𝒗𝒓𝒊𝒍, 𝒎𝒐𝒊𝒔 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒅𝒊𝒇𝒇𝒆́𝒓𝒆𝒏𝒄𝒆 💙

👇 Répit : Création d'outils pédagogiques et partage 💙
Ny akony an-tsary nandritra ny répit tamin'ny 6 aprily lasa teo tao @ Les Colibris Mahamasina 🙏Misaotra ary mankasitraka ireo volontaires izay tonga maro be💙
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Pensez a créer des puzzles .

2 semaines depuis
Autisme Madagascar

🥳🥳Tafatsangana soa aman-tsara ny fikambanana Autisme Madagascar antenne Menabe🥰

Miarahaba an'ireo mpikambana rehetra, ray aman-dreny, mpilatsaka an-tsitrapo, mpanabe, sns...
-----------🇨🇵Nous sommes ravis de vous partager l'ouverture officielle de l'antenne Menabe🥰

Bienvenue à tous les membres, parents, enfants autistes et les Volontaires 💙

Quelques clichés marquant la journée de jeudi dernier 😊
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Merci beaucoup

Reraka ny saiko mandinika tsara ny ity resaka autisme ity , indrindra maheno ny an'olona miteny e, mahavita mofo e 😭😭, mbola ampiny hoe ny filoha rosiany ,mesia e 🙏rendremanitrô

Arahabaina i Menabe! Hitondra fanantenana ho an'ireo Ray Aman-dReny niady irery hatrizay!💙💙💙💙

Alefa Antenne Menabe💙💙💙

Miarahaba n antenne Menabe 💙💙💙💙💙🙏 mirary soa anareo, alefaaaa 💪🤗🤗

Alefa antenne Morondava💙💙💙

💙💙💙arahabaina Menabe

Arabaina nareo any Menabe

Mirary soa ho an'ny antenne Menabe💙

💙💙

💙💙💙

👏🏻👏🏻👏🏻💙💙💙

💙💙💙💙💙

💙

💙💙

💙💙💪💪💪

💙💙💙

View more comments

2 semaines depuis
Autisme Madagascar

------------🇲🇬Ny akon'ny 2 aprily tany amin'ny faritra Alaotra Mangoro 🥰
📻Fanentanana tamin'ny onjam-peo narahin'ny fiarahana tamin'ireo olona hafakely 💙

-------------🇨🇵 Quelques photos marquant la journée du 2 avril d'Alaotra Mangoro 🥰
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Bravo ki nareo a

Mankasitraka eee!

2 semaines depuis
Autisme Madagascar

🙏Antso avo ho antsika rehetra ao amin'ny faritra Anôsy 😊

Ndao hifanome tanana, ndao hifanohana hoan'ireo zaza hafakely💙
... Voir plusVoir moins

🙏Antso avo ho antsika rehetra ao aminny faritra Anôsy 😊Ndao hifanome tanana, ndao hifanohana hoanireo zaza hafakely💙

Comment on Facebook

Mankasitraka feno

Tsara b le hevitra ki

2 semaines depuis
Autisme Madagascar

🗞️ Quelques revus de presse 🗞️

🧩𝑹𝒆𝒏𝒄𝒐𝒏𝒕𝒓𝒆 𝒅𝒆𝒔 𝒑𝒂𝒚𝒔 𝒎𝒆𝒎𝒃𝒓𝒆𝒔 𝒅𝒖 𝑷𝒐̂𝒍𝒆 𝑨𝒖𝒕𝒊𝒔𝒎𝒆 𝒅𝒆 𝒍'𝑶𝒄𝒆́𝒂𝒏 𝑰𝒏𝒅𝒊𝒆𝒏: 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂𝒓 𝒓𝒆𝒑𝒓𝒆́𝒔𝒆𝒏𝒕𝒆́ 𝒑𝒂𝒓 𝒍'𝒆́𝒒𝒖𝒊𝒑𝒆 𝒅𝒆 𝑨𝒖𝒕𝒊𝒔𝒎𝒆 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂r 𝒂𝒖𝒙 𝑺𝒆𝒚𝒄𝒉𝒆𝒍𝒍𝒆𝒔💙
... Voir plusVoir moins

2 semaines depuis
Autisme Madagascar

🥳Ao anatin'ny fanamarihana hatrany ny iray volana hoan'ny fahasamihafana🧩💙

👉Ho antsika Volontaires rehetra ao amin'ny faritra Anôsy:

Hisy ny fiofanana sy fifampizarana mahakasika ireo tsara ho fantatra momba ny firotsahana an-tsitrapo.
➡️ Ny sabotsy 13 aprily izao ⏲️ 2 ora tolak'andro 😊
😉Iarahana amin'ny association Mamelona

____________________🇨🇵 Toujours dans le cadre de la célébration du mois de la différence 😊
À touts les volontaires de la region Anôsy; une séance de partage sur les principes du volontariat aura lieu ce
👉Date: Samedi 13 avril
⏲️heure: 14h
➡️Intervenant: Association Mamelona
🔘Lieu: teza tanora
📞Contact : 0336831252

😉Venez nombreux 👌
... Voir plusVoir moins

🥳Ao anatinny fanamarihana hatrany ny iray volana hoanny fahasamihafana🧩💙👉Ho antsika Volontaires rehetra ao aminny faritra Anôsy:Hisy ny fiofanana sy fifampizarana mahakasika ireo tsara ho fantatra momba ny firotsahana an-tsitrapo.
➡️ Ny sabotsy 13 aprily izao ⏲️ 2 ora tolakandro 😊
😉Iarahana aminny association Mamelona____________________🇨🇵 Toujours dans le cadre de la célébration du mois de la différence 😊
À touts les volontaires de la region Anôsy; une séance de partage sur les principes du volontariat aura lieu ce
👉Date: Samedi 13 avril
⏲️heure: 14h
➡️Intervenant: Association Mamelona
🔘Lieu: teza tanora
📞Contact : 0336831252😉Venez nombreux 👌
2 semaines depuis
Autisme Madagascar

------------🇲🇬Ny akon'ny 2 aprily tany amin'ny faritra Atsinanana 🥰

-------------🇨🇵 Quelques photos marquant la journée du 2 avril d'Atsinanana🥰
... Voir plusVoir moins

Charger plus