Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
10 heures depuis
Autisme Madagascar

🥰Ho fankalazana ny "Journée Mondiale de la Sensibilisation à l'Autisme" ny 02 aprily, sy ho an’ny volana aprily iray manontolo, volan’ny fahasamihafana.

🏃Ndao hampitovy isika! 😉

👕T-shirt "Tous unis pour l'autisme" ho fiaraha-mientantsika rehetra ho an'ireo olona hafakely. Hiaraka hanao ilay tshirt isika amin’ny 02 aprily 😊

30.000 Ar ny fandraisan'anjara ka manasa antsika rehetra ô🙏

🥰Misokatra manomboka androany ny fandraisana commande dia mifarana amin'ny lundi 24 mars izao amin'ny 5 ora hariva, ary ho livré ny tontolo andro'ny lundi 31 mars. 👌

👕Taille S-M-L-XL no misy ho an'ny lehibe, ary 2, 4, 6, 8 na 10 ans ho an'ny ankizy.

Raha hanao commande dia:
👉1- alefa MP amin'i Sonya Mahavavy ny isa sy ny taille, ny anarana ary ny contact afahana miantso anao sy ny lieu de livraison;

👉2- alefa mVola ny sarany 30.000ar miampy frais de retrait, amin'ireto numéro ireto:
0348603355 (Chatrian Sonya) na
0345206055 (Rason Mihanta)

👉3- alefa MP ihany koa amin'i Sonya Mahavavy ny référence an'ilay envoi mVola.
Feno ireo fepetra ireo vao validé ny commande.

🙏Misaotra sahady dia mankasitraka ny amin'ny fanohanantsika ireo olona hafakely .
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

J'adoooore😘 Est-il possible d'en commander ou .... j'attends de vous rejoindre 🤗.... L'année prochaine 😊🌈🩵🤞🍀?

Rakitry zany e, tous unis pour l'autisme 💙💙💙

Tsara ery !!!

Tsara ny manao t-shirt mitovy saingy lafo loatra tsy zakany madinika toa anay Sady zahay aty @faritra mety tonga arapotoana ihany ve ?

Mankasitraka Tompoko @ Fitiavana. Fa n'y ankizy koa vé 30 mil Ar ? Ary Ilay lava tanana misy capuche io koa misy vé azafady

Tsara be saingy... vidiny misimisy hoanina ihany, deadline rahateo tonga dia tsy anaty fandraisambola mihitsy...

io Bodoarifara Ralandison e!

Fanantenana Nomenjanahary

Tsy afaka andefasana message ny page nareo tompoko no sady tsisy numéro afak antsona fa sao mis afak manoro ahy ny toerana aleha hijerena ny zaza hoe autiste sa tsia izy? 🙏Misaotra indrindra hoan'ny zay mamaly

Zahay zao xxl dia Tsy Afaka manao zany ,nefa zahay mba te hanaovana Ilay hafakelinay

Mandefa aty @ faritra ve ?

Mahafinaritra fa saingy lafo bé n'y vidiny surtout ho an n'y ankizy, mety misy ihany aloha n'y ahatakatra fa n'y ankamarony mety tsy ahazaka n'y vidiny, misaotra tpk, raha n'y faniriko izaho Rad Dia n'y ankizy MBA mahazo gratuit fa n'y Rad n'a n'y lehibe no mividy , saingy tsy izay moa no lamina, mankasitraka ooo😊

💙💙💙

View more comments

16 heures depuis
Autisme Madagascar

🤗"𝗛𝗮𝗻𝗱𝗶𝗰𝗮𝗽, 𝗣𝗹𝗮𝗶𝘀𝗶𝗿 𝗲𝘁 𝗦𝗮𝗻𝘁𝗲́ 𝗦𝗲𝘅𝘂𝗲𝗹𝗹𝗲: 𝗣𝗮𝗿𝗹𝗼𝗻𝘀-𝗲𝗻 !" ✨

👉Le Mouvement pour la Différence (ex Autisme Madagascar) a le plaisir de vous convier à la conférence de présentation des résultats de l'étude documentaire sur le thème :
« État des lieux sur le plaisir, la santé sexuelle et reproductive des personnes en situation de handicap à Madagascar ».

📅 Date : Mercredi 02 avril 2025
⏰ Heure: À partir de 08h30
📍 Lieu : Hôtel Le Louvre, Antaninarenina

Cette conférence ouverte au grand public est une opportunité unique pour mieux comprendre la réalité, briser les tabous et avancer ensemble vers une société plus inclusive.
Joignez vous à nous !

--------------------------------------------------------
"𝗳𝗮𝗵𝗮𝗳𝗶𝗻𝗮𝗿𝗲𝘁𝗮𝗻𝗮, 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮: 𝗡𝗱𝗮𝗼 𝗿𝗲𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮!"
🇲🇬 Faly manasa anao ny Mouvement pour la Différence (Autisme Madagascar teo aloha) hanatrika ny vokatra azo tamin’ny fanadihadiana natao mikasika ny:
« Tontolon’ny fahafinaretana, fahasalamana ara-pananahana sy ara-piraisana ho an’ny olona manana fahasembanana eto Madagasikara ».

📅 Daty : Alarobia 02 aprily 2025
⏰ Ora : Manomboka amin’ny 08:30 maraina
📍 Toerana : Hôtel Le Louvre, Antaninarenina

Famelabelarana misokatra ho an’ny rehetra, hanomezana fahalalana, hamaky bantsilana io lohahevitra io mba tsy ho raisina fady na mahamenatra intsony ny firesahana izany.
Tongava maro e! 😉
... Voir plusVoir moins

🤗𝗛𝗮𝗻𝗱𝗶𝗰𝗮𝗽, 𝗣𝗹𝗮𝗶𝘀𝗶𝗿 𝗲𝘁 𝗦𝗮𝗻𝘁𝗲́ 𝗦𝗲𝘅𝘂𝗲𝗹𝗹𝗲: 𝗣𝗮𝗿𝗹𝗼𝗻𝘀-𝗲𝗻 ! ✨👉Le Mouvement pour la Différence (ex Autisme Madagascar) a le plaisir de vous convier à la conférence de présentation des résultats de létude documentaire sur le thème :
« État des lieux sur le plaisir, la santé sexuelle et reproductive des personnes en situation de handicap à Madagascar ».📅 Date : Mercredi 02 avril 2025
⏰ Heure: À partir de 08h30
📍 Lieu : Hôtel Le Louvre, AntaninareninaCette conférence ouverte au grand public est une opportunité unique pour mieux comprendre la réalité, briser les tabous et avancer ensemble vers une société plus inclusive.
Joignez vous à nous !--------------------------------------------------------
𝗳𝗮𝗵𝗮𝗳𝗶𝗻𝗮𝗿𝗲𝘁𝗮𝗻𝗮, 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮: 𝗡𝗱𝗮𝗼 𝗿𝗲𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮!
🇲🇬 Faly manasa anao ny Mouvement pour la Différence (Autisme Madagascar teo aloha) hanatrika ny vokatra azo tamin’ny fanadihadiana natao mikasika ny:
« Tontolon’ny fahafinaretana, fahasalamana ara-pananahana sy ara-piraisana ho an’ny olona manana fahasembanana eto Madagasikara ».📅 Daty : Alarobia 02 aprily 2025
⏰ Ora : Manomboka amin’ny 08:30 maraina
📍 Toerana : Hôtel Le Louvre, AntaninareninaFamelabelarana misokatra ho an’ny rehetra, hanomezana fahalalana, hamaky bantsilana io lohahevitra io mba tsy ho raisina fady na mahamenatra intsony ny firesahana izany.
Tongava maro e! 😉

Comment on Facebook

Liana ki za

mahaliana tokoa ilay lohahevitra, ny angatahanay tompoko mba asina andro hafa sabotsy.

Bonjour , azafady ahona ny fisoratana anarana

Bonjour ahoana ny fisoratana anarana?

Misy fanasàna manokana sa afaka Tonga amin'izao fotsiny azafady ?

Tsy misy sexologue angaha ireo panelistes?

Indrisy! Andro sy ora fiasana 😓

Stinah Maëll,sao dia mba afaka

Maeva Razafindramboa

Ida Mialisoa

View more comments

1 semaine depuis
Autisme Madagascar

📢 Formation en Langue des Signes – Antenne Anôsy

L’antenne Anôsy vous invite à une séance de formation en langue des signes ce samedi 15 mars à 15h30, animée par Mme Lalaina.

📍 Lieu : École Les Jolies Coccinelles, Bazary Be

Venez apprendre les bases de la langue des signes et renforcer l’inclusion des personnes sourdes dans notre société. Une belle opportunité d’échange et de découverte vous attend !

👐 Ensemble, construisons un monde plus accessible !

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

📢 Fampiofanana Teny tanana – Antenne Anôsy

Manasa antsika ny antenne Anôsy hanatrika ny fampiofanana amin’ny teny tanana izay atao ny sabotsy 15 martsa amin’ny 3:30 hariva, iarahana amin’i Mme Lalaina.

📍 Toerana : École Les Jolies Coccinelles, Bazary Be

Tongava hianatra ny fomba fifaneraserana amin’ny teny tanana mba hampiroboroboana ny fampiatiana ho an’ny olona marenina. Fotoana tsara hifanakalozana sy hianarana ihany koa!

🏃🏃Tongava maro e😉
... Voir plusVoir moins

📢 Formation en Langue des Signes – Antenne AnôsyL’antenne Anôsy vous invite à une séance de formation en langue des signes ce samedi 15 mars à 15h30, animée par Mme Lalaina.📍 Lieu : École Les Jolies Coccinelles, Bazary BeVenez apprendre les bases de la langue des signes et renforcer l’inclusion des personnes sourdes dans notre société. Une belle opportunité d’échange et de découverte vous attend !👐 Ensemble, construisons un monde plus accessible !🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬📢 Fampiofanana Teny tanana – Antenne AnôsyManasa antsika ny antenne Anôsy hanatrika ny fampiofanana amin’ny teny tanana izay atao ny sabotsy 15 martsa amin’ny 3:30 hariva, iarahana amin’i Mme Lalaina.📍 Toerana : École Les Jolies Coccinelles, Bazary BeTongava hianatra ny fomba fifaneraserana amin’ny teny tanana mba hampiroboroboana ny fampiatiana ho an’ny olona marenina. Fotoana tsara hifanakalozana sy hianarana ihany koa!🏃🏃Tongava maro e😉

Comment on Facebook

Bonjour! Est ce que c'est payant ?

1 semaine depuis
Autisme Madagascar

💙♿𝐔𝐧𝐞 𝐚𝐯𝐚𝐧𝐜𝐞́𝐞 𝐦𝐚𝐣𝐞𝐮𝐫𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝒍𝐞 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭 𝐌𝐢𝐫𝐚𝐲 !🎉

𝑳'𝒖𝒏 𝒅𝒆𝒔 𝒑𝒓𝒊𝒏𝒄𝒊𝒑𝒂𝒖𝒙 𝒂𝒄𝒄𝒐𝒎𝒑𝒍𝒊𝒔𝒔𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕𝒔 𝒅𝒖 𝒑𝒓𝒐𝒋𝒆𝒕 𝑴𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒆𝒔𝒕 𝒍𝒂 𝒄𝒐𝒏𝒄𝒆𝒑𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒅'𝒖𝒏𝒆 𝒎𝒂𝒍𝒍𝒆𝒕𝒕𝒆 𝒊𝒏𝒄𝒍𝒖𝒔𝒊𝒗𝒆 𝒅𝒆́𝒅𝒊𝒆́𝒆 𝒂̀ 𝒍𝒂 𝒔𝒂𝒏𝒕𝒆́ 𝒔𝒆𝒙𝒖𝒆𝒍𝒍𝒆 𝒆𝒕 𝒓𝒆𝒑𝒓𝒐𝒅𝒖𝒄𝒕𝒊𝒗𝒆 (𝑺𝑺𝑹) 𝒅𝒆𝒔 𝒑𝒆𝒓𝒔𝒐𝒏𝒏𝒆𝒔 𝒆𝒏 𝒔𝒊𝒕𝒖𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒅𝒆 𝒉𝒂𝒏𝒅𝒊𝒄𝒂𝒑.

🏥✨ 𝑵𝒐𝒖𝒔 𝒔𝒐𝒎𝒎𝒆𝒔 𝒇𝒊𝒆𝒓𝒔 𝒅𝒆 𝒗𝒐𝒖𝒔 𝒍𝒂 𝒑𝒓𝒆́𝒔𝒆𝒏𝒕𝒆𝒓 𝒂̀ 𝒕𝒓𝒂𝒗𝒆𝒓𝒔 𝒄𝒆𝒕𝒕𝒆 𝒗𝒊𝒅𝒆́𝒐, 𝒇𝒓𝒖𝒊𝒕 𝒅’𝒖𝒏 𝒕𝒓𝒂𝒗𝒂𝒊𝒍 𝒄𝒐𝒍𝒍𝒂𝒃𝒐𝒓𝒂𝒕𝒊𝒇 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒓𝒆𝒏𝒅𝒓𝒆 𝒍’𝒊𝒏𝒇𝒐𝒓𝒎𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒂𝒄𝒄𝒆𝒔𝒔𝒊𝒃𝒍𝒆 𝒂̀ 𝒕𝒐𝒖𝒔.

📽️ 𝑩𝒐𝒏 𝒗𝒊𝒔𝒊𝒐𝒏𝒏𝒂𝒈𝒆!

🇲🇬🇲🇬🇲🇬𝑨𝒏𝒊𝒔𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂 𝒍𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆 𝒗𝒊𝒕𝒂 𝒕𝒂𝒕𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒕𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒕𝒊𝒌𝒂𝒔𝒂 𝑴𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒐𝒓𝒐𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒂𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒕𝒚, 𝒎𝒊𝒓𝒂𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒉𝒐 𝒇𝒂𝒏𝒕𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒅𝒊𝒅𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒑𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒂𝒓𝒂-𝒑𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 (𝑺𝑺𝑹) 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒆𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂. 🏥✨

🥰𝑭𝒂𝒍𝒚 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒏𝒕𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒂𝒕𝒊𝒏'𝒊𝒕𝒚 𝒉𝒐𝒓𝒐𝒏𝒂𝒏𝒕𝒔𝒂𝒓𝒚 𝒊𝒕𝒚📽️
... Voir plusVoir moins

2 semaines depuis
Autisme Madagascar

🫶𝐋e 8 m𝐚r𝐬 𝐧’𝐞s𝐭 𝐩a𝐬 𝐬e𝐮l𝐞m𝐞n𝐭 𝐮n𝐞 𝐣o𝐮r𝐧é𝐞 𝐝e f𝐞̂t𝐞, m𝐚i𝐬 𝐚v𝐚n𝐭 𝐭o𝐮t u𝐧e j𝐨u𝐫n𝐞́e d𝐞 𝐫e𝐯e𝐧d𝐢c𝐚t𝐢o𝐧 𝐩o𝐮r l𝐞s d𝐫o𝐢t𝐬 𝐝e𝐬 𝐟e𝐦m𝐞s. 𝐂’𝐞s𝐭 𝐮n m𝐨m𝐞n𝐭 𝐩o𝐮r r𝐚p𝐩e𝐥e𝐫 𝐪u𝐞 𝐥’𝐞́g𝐚l𝐢t𝐞́ 𝐞s𝐭 𝐞n𝐜o𝐫e u𝐧 𝐜o𝐦b𝐚t e𝐭 𝐪u𝐞 𝐝e n𝐨m𝐛r𝐞u𝐬e𝐬 𝐟e𝐦m𝐞s, 𝐧o𝐭a𝐦m𝐞n𝐭 𝐜e𝐥l𝐞s v𝐢v𝐚n𝐭 𝐚v𝐞c d𝐞s d𝐢f𝐟é𝐫e𝐧c𝐞s, 𝐟o𝐧t f𝐚c𝐞 𝐚̀ 𝐝e𝐬 𝐝i𝐬c𝐫i𝐦i𝐧a𝐭i𝐨n𝐬 𝐚u q𝐮o𝐭i𝐝i𝐞n.🙅‍♀️

L𝐞 𝐌o𝐮v𝐞m𝐞n𝐭 𝐩o𝐮r l𝐚 𝐃i𝐟f𝐞́r𝐞n𝐜e, 𝐚n𝐜i𝐞n𝐧e𝐦e𝐧t A𝐮t𝐢s𝐦e M𝐚d𝐚g𝐚s𝐜a𝐫, s’e𝐧g𝐚g𝐞 𝐚̀ 𝐝é𝐟e𝐧d𝐫e l𝐞s d𝐫o𝐢t𝐬 𝐝e t𝐨u𝐭e𝐬 𝐥e𝐬 𝐟e𝐦m𝐞s, quelle que soit sa différence.

✊ A𝐮j𝐨u𝐫d’h𝐮i, 𝐥e𝐯o𝐧s l𝐚 𝐯o𝐢x p𝐨u𝐫 𝐮n m𝐨n𝐝e p𝐥u𝐬 𝐣u𝐬t𝐞 𝐞t p𝐥u𝐬 𝐫e𝐬p𝐞c𝐭u𝐞u𝐱 𝐝e𝐬 𝐝r𝐨i𝐭s d𝐞 𝐜h𝐚c𝐮n𝐞.

✊𝐋e𝐬 𝐝r𝐨i𝐭s d𝐞s f𝐞m𝐦e𝐬 𝐧e s𝐞 𝐧é𝐠o𝐜i𝐞n𝐭 𝐩a𝐬, i𝐥s s𝐞 𝐝é𝐟e𝐧d𝐞n𝐭 !👌

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

📣🙄𝐍y 8 M𝐚r𝐭s𝐚 𝐝i𝐚 𝐭s𝐲 𝐚n𝐝r𝐨 𝐟a𝐧k𝐚l𝐚z𝐚n𝐚 𝐟o𝐭s𝐢n𝐲, f𝐚 𝐚n𝐝r𝐨 𝐟i𝐭a𝐤i𝐚n𝐚 𝐳o h𝐨 𝐚n’n𝐲 𝐯e𝐡i𝐯a𝐯y.

🫵𝐅o𝐭o𝐚n𝐚 𝐡a𝐧a𝐦a𝐟i𝐬a𝐧a f𝐚 𝐦b𝐨l𝐚 𝐥a𝐯i𝐭r𝐚 𝐧y t𝐨l𝐨n𝐚 𝐡o a𝐦i𝐧’𝐧y f𝐢t𝐨v𝐢a𝐧-𝐣o a𝐫y m𝐚r𝐨 𝐢r𝐞o v𝐞h𝐢v𝐚v𝐲, i𝐧d𝐫i𝐧d𝐫a i𝐫e𝐨 𝐦i𝐚i𝐧a a𝐦i𝐧’𝐧y f𝐚h𝐚s𝐚m𝐢h𝐚f𝐚n𝐚, n𝐨 𝐦b𝐨l𝐚 𝐦i𝐚t𝐫i𝐤a f𝐚n𝐚v𝐚k𝐚v𝐚h𝐚n𝐚 𝐢s𝐚n’a𝐧d𝐫o.

👌N𝐲 𝐌o𝐮v𝐞m𝐞n𝐭 𝐩o𝐮r l𝐚 𝐃i𝐟f𝐞́r𝐞n𝐜e, 𝐢z𝐚y A𝐮t𝐢s𝐦e M𝐚d𝐚g𝐚s𝐜a𝐫 𝐭a𝐥o𝐡a, 𝐝i𝐚 𝐦a𝐧o𝐥o-t𝐞n𝐚 𝐡i𝐚r𝐨 𝐬y h𝐢t𝐨l𝐨n𝐚 𝐡o a𝐧’𝐧y fitovian-jo.

✊𝐀n𝐝r𝐨a𝐧y, 𝐚o𝐤a h𝐢r𝐚y f𝐞o i𝐬i𝐤a h𝐢a𝐝y h𝐨 𝐚m𝐢n’n𝐲 𝐭o𝐧t𝐨l𝐨 𝐚r𝐚-𝐝r𝐚r𝐢n𝐲 𝐬y m𝐚n𝐚j𝐚 𝐧y z𝐨 𝐦a𝐡a-o𝐥o𝐧a n𝐲 𝐭s𝐢r𝐚i𝐫a𝐲.

❌🙅‍♀️𝐓s𝐲 𝐳a𝐯a𝐭r𝐚 𝐢f𝐚m𝐩i𝐫a𝐡a𝐫a𝐡a𝐧a n𝐲 𝐳o𝐧’𝐧y v𝐞h𝐢v𝐚v𝐲, f𝐚 𝐳a𝐯a𝐭r𝐚 𝐚r𝐨v𝐚n𝐚 !
... Voir plusVoir moins

2 semaines depuis
Autisme Madagascar

🤗La première rencontre entre les membres de l'antenne Anôsy et Grâce Association a été un moment de partage, de détente et de solidarité.
🫶Ensemble, nous avons renforcé nos liens et affirmé notre engagement commun pour l’inclusion et la diversité.
🥳Quelques photos illustrant cette journée😉

🇲🇬
Indro zaraina amitsika ireo sary nanamarika ny fihaonana voalohany teo amin’ny mpikambana ao amin’ny antenne Anôsy sy ny Grâce Association.

Fotoana feno fifampizarana, fialamboly ary firaisankina.
🏃‍♀️Miroso hatrany isika ho amin'ny fametrahana fiaraha-monina mampiaty sy manaja ny fahasamihafana.
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Toa tsy mety andefasana mp ianareo

3 semaines depuis
Autisme Madagascar

𝑼𝒏 𝒑𝒆𝒖 𝒑𝒍𝒖𝒔 𝒅'𝑨𝒎𝒐𝒖𝒓 𝒆𝒕 𝒅'𝒉𝒖𝒎𝒂𝒏𝒊𝒔𝒎𝒆👌
Somary lavalava kanefa tena misy lesona ngeza be azo tsoahina.
2 minitra raha ela indrindra fa mba vakio anie e 🥹

www.facebook.com/share/1BTN4a1KE9/
... Voir plusVoir moins

3 semaines depuis
Autisme Madagascar

🥳Nous tenons à remercier chaleureusement toutes les personnes qui ont participé à notre journée de répit organisée à Moramanga samedi dernier, axée sur le thème « Autisme et sexualité ».

🤗Ce fut un moment d’échange et de sensibilisation essentiel, permettant de mieux comprendre les enjeux liés à la santé sexuelle et reproductive des personnes autistes.

✅Votre présence et votre engagement ont contribué au succès de cet événement. Ensemble, continuons à briser les tabous et à promouvoir une société plus inclusive !

🇲🇬
Isaorana sy ankasitrahana feno ireo rehetra tonga nandritra ny répit natao tany Moramanga ny sabotsy lasa teo, izay nifantoka tamin’ny lohahevitra « Autisma sy ny fahasalamana ara-nofo ». Fotoana lehibe nifampizarana sy nampahafantarana ny olana sedrain’ny olona autiste eo amin’ny fahasalamana ara-nofo sy ara-pananahana izany.

🥳Ny fahatongavanareo sy ny fandraisan’anjaranareo dia nanampy betsaka tamin’ny fahombiazan’ity hetsika ity. Andao hiara-hisalahy hampiroborobo fiarahamonina mandray sy manaja ny hafa!
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Que de bons souvenirs de mon travail avec vous pour les diagnostics d’autistes

3 semaines depuis
Autisme Madagascar

📍 𝑷𝒓𝒐𝒋𝒆𝒕 𝑴𝒊𝒓𝒂𝒚 📍
𝑯𝒂𝒏𝒅𝒊𝒄𝒂𝒑, 𝒑𝒍𝒂𝒊𝒔𝒊𝒓 𝒆𝒕 𝒔𝒂𝒏𝒕𝒆́ 𝒔𝒆𝒙𝒖𝒆𝒍𝒍𝒆

Après l’atelier mené à Analamanga, Antsinanana, Matsiatra ambony, Menabe la formation de formateurs s’est tenue dans la région de Diana également. Pendant deux jours, les participants ont approfondi leurs connaissances sur le plaisir et la santé sexuelle et reproductive des personnes en situation de handicap.

🙌 L’atelier a réuni des représentants d’associations œuvrant pour les droits des personnes handicapées, ainsi que des professionnels de santé impliqués dans le projet depuis ses débuts.

🎯 Cette formation a permis de constituer un réseau de formateurs qualifiés, chargés de diffuser ces savoirs essentiels auprès de leurs communautés et de renforcer les compétences locales sur ces thématiques encore méconnues.

🏅 En reconnaissance de leur engagement, chaque participant a reçu une attestation de formation ainsi qu’une mallette inclusive SSR, marquant une avancée significative pour la promotion de la santé sexuelle et reproductive des personnes en situation de handicap à Madagascar.

🇲🇬

Taorian’ny atrikasa natao teto Analamanga, Atsinanana, Menabe, Matsiatra ambony dia tontosa ihany koa ny fiofanana ho an’ny mpampiofana tao amin’ny faritra Diana, naharitra roa andro.

Nifantoka tamin’ny fahafinaretana sy ny fahasalamana ara-pananahana sy ara-piraisana ho an’ny olona manana fahasembanana ity fiofanana ity.

🤗 Nahitana ny fandraisan’anjaran’ireo solontenan’ny fikambanana miaro ny zon’ny olona manana fahasembanana sy ireo mpiasan’ny fahasalamana, izay efa niara-dia tamin’ny tetikasa hatrany am-piandohana. Tafatsangana ihany koa araka izany ny vondron’ny mpampiofana, izay hampita sy hanamafy ny fahaiza-manaon’ny mpikambana ao aminy, arakaraka ny sehatra sy fikambanana misy azy ireo.

🥰 Ho famaranana ny fiofanana dia natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny taratasy fanamarinana sy ny "mallette inclusive SSR", mariky ny dingana iray manan-danja amin’ny fanamafisana ny fahalalana momba ny fahasalamana ara-pananahana sy ara-piraisana ho an’ny olona manana fahasembanana.
... Voir plusVoir moins

4 semaines depuis
Autisme Madagascar

🥰La première rencontre de l’année 2025 dans la région Vakinankaratra a été un moment riche en échanges et en convivialité. Nous avons eu le plaisir d’accueillir de nouveaux membres, venus agrandir notre communauté engagée pour la diversité et l’inclusion.

🤗Cette rencontre a permis aux familles de partager leurs expériences, de se soutenir mutuellement et de renforcer les liens qui nous unissent. Un beau début d’année placé sous le signe de la solidarité et du partage

🇲🇬
Fihaonana voalohany tamin'ity taona 2025 ity tao amin’ny faritra Vakinankaratra. Faly nandray ireo mpikambana vaovao izay hanavetin-daharana ny fikambanana, miray hina sy miray feo ho an’ny fahasamihafana sy ny fampiatiana.

Nandritra ity fihaonana ity dia afaka niresaka sy nizara traikefa ny fianakaviana, nifampizara hevitra ary namafisina ny fifandraisana misy eo amin’ny tsirairay. Fiandohan-taona mahafinaritra, feno firaisankina sy fifampizarana !
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Ary zay tsy naheno aaa

❤️❤️❤️❤️

💞💞💞

🥰🥰🥰

4 semaines depuis
Autisme Madagascar

📣À tous les membres de l'antenne Moramanga🤗

Nous vous invitons à une séance de partage exceptionnelle avec le Dr HOLINIRINA Mihaja Nantenaina sur le thème :

"Autisme, adolescence et sexualité"

📅 Date : Samedi 22 février
📍 Lieu : Alliance Française de Moramanga
⏰ Heure : 15h00 - 16h30

Un moment d’échange essentiel pour mieux comprendre et accompagner les jeunes autistes dans cette étape clé de leur vie. Parents, éducateurs et toute personne intéressée sont les bienvenus !

Venez nombreux !

🇲🇬Ho antsika rehetra eto Moramanga.

Manasa anareo hiaraka aminay amin’ny fihaonana sy fifanakalozana miaraka amin’ny Dr HOLINIRINA Mihaja Nantenaina momba ny lohahevitra :

"Autisma, fahamaotina ary ny firaisana ara-nofo"

📅 Daty : Sabotsy 22 Febroary
📍 Toerana : Alliance Française Moramanga
⏰ Ora : 15h00 - 16h30

Fotoana manandanja hiarahana miresaka sy mahafantatra bebe kokoa ny fanohanana sahaza ho an’ny tanora autiste amin’ity dingana manan-danja amin’ny fiainany ity. Ray aman-dreny, mpanabe ary izay rehetra liana dia tongasoa !

Miandry anareo ho tonga maro izahay😉 !
... Voir plusVoir moins

📣À tous les membres de lantenne Moramanga🤗Nous vous invitons à une séance de partage exceptionnelle avec le Dr HOLINIRINA Mihaja Nantenaina sur le thème :Autisme, adolescence et sexualité📅 Date : Samedi 22 février
📍 Lieu : Alliance Française de Moramanga
⏰ Heure : 15h00 - 16h30Un moment d’échange essentiel pour mieux comprendre et accompagner les jeunes autistes dans cette étape clé de leur vie. Parents, éducateurs et toute personne intéressée sont les bienvenus !Venez nombreux !🇲🇬Ho antsika rehetra eto Moramanga.Manasa anareo hiaraka aminay amin’ny fihaonana sy fifanakalozana miaraka amin’ny Dr HOLINIRINA Mihaja Nantenaina momba ny lohahevitra :Autisma, fahamaotina ary ny  firaisana ara-nofo📅 Daty : Sabotsy 22 Febroary
📍 Toerana : Alliance Française Moramanga
⏰ Ora : 15h00 - 16h30Fotoana manandanja hiarahana miresaka sy mahafantatra bebe kokoa ny fanohanana sahaza ho an’ny tanora autiste amin’ity dingana manan-danja amin’ny fiainany ity. Ray aman-dreny, mpanabe ary izay rehetra liana dia tongasoa !Miandry anareo ho tonga maro izahay😉 !

Comment on Facebook

Fanja Ambinintsoa Ovina netsika

4 semaines depuis
Autisme Madagascar

[𝐑𝐞𝐜𝐫𝐮𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭]
𝙋𝙧𝙤𝙟𝙚𝙩 𝙈’𝙄𝙧𝙖𝙮
« 𝙃𝙖𝙣𝙙𝙞𝙘𝙖𝙥, 𝙥𝙡𝙖𝙞𝙨𝙞𝙧 𝙚𝙩 𝙨𝙖𝙣𝙩𝙚́ 𝙨𝙚𝙭𝙪𝙚𝙡𝙡𝙚. »
TERMES DE REFERENCES
Recrutement d’un prestataire ou agence de production en charge de la production d’un mini-documentaire.

I- Tâches principales :
• Produire un mini-documentaire de 12 à 15 mn, en langue malgache et sous-titré en français ;
• Effectuer une descente au niveau des 5 zones d’intervention du projet (Analamanga, Diana, Matsiatra ambony, Atsinanana, Menabe)

II- Qualifications et expériences requises :
• Rédaction de scénarios et réalisation de vidéos ;
• Connaissance du milieu des personnes en situation de handicap à Madagascar ;
• Forte capacité de discussion et de rédaction en français et/ou en malgache.

III- Dossiers à fournir :
• Lettre de motivation
• Offre technique et financière
• Lettre de référence ou tout autre document attestant des prestations similaires

Si vous êtes intéressés, veuillez envoyer votre candidature avec votre offre technique, uniquement par mail à : miray.autismemada@gmail.com avec objet du mail « Production mini documentaire» avant le 28 février 2025 à 17h.
... Voir plusVoir moins

[𝐑𝐞𝐜𝐫𝐮𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭]
𝙋𝙧𝙤𝙟𝙚𝙩 𝙈’𝙄𝙧𝙖𝙮
« 𝙃𝙖𝙣𝙙𝙞𝙘𝙖𝙥, 𝙥𝙡𝙖𝙞𝙨𝙞𝙧 𝙚𝙩 𝙨𝙖𝙣𝙩𝙚́ 𝙨𝙚𝙭𝙪𝙚𝙡𝙡𝙚. »
TERMES DE REFERENCES
Recrutement d’un prestataire ou agence de production en charge de la production d’un mini-documentaire.I- Tâches principales :
• Produire un mini-documentaire de 12 à 15 mn, en langue malgache et sous-titré en français ;
• Effectuer une descente au niveau des 5 zones d’intervention du projet (Analamanga, Diana, Matsiatra ambony, Atsinanana, Menabe)II- Qualifications et expériences requises :
• Rédaction de scénarios et réalisation de vidéos ;
• Connaissance du milieu des personnes en situation de handicap à Madagascar ;
• Forte capacité de discussion et de rédaction en français et/ou en malgache.III- Dossiers à fournir :
• Lettre de motivation
• Offre technique et financière
• Lettre de référence ou tout autre document attestant des prestations similairesSi vous êtes intéressés, veuillez envoyer votre candidature avec votre offre technique, uniquement par mail à : miray.autismemada@gmail.com avec objet du mail « Production mini documentaire» avant le 28 février 2025 à 17h.Image attachment

Comment on Facebook

Ruphin Raharimalala SkySound talentanao ito ranadahy o

FJ Mikapiaky Arodarodao Any koahy raha iny.

Rajaona Antsa Fitiavana

Khafez Ranirison

Rhayo Lumahee , Vanya Rakotoniaina

Rhayo Lumahee

Finiavana Francias Ramamonjisoa 😊

Sitraka Randrianarisoaa

View more comments

1 mois depuis
Autisme Madagascar

📍𝑷𝒓𝒐𝒋𝒆𝒕 𝑴𝒊𝒓𝒂𝒚📍
𝑯𝒂𝒏𝒅𝒊𝒄𝒂𝒑, 𝒑𝒍𝒂𝒊𝒔𝒊𝒓 𝒆𝒕 𝒔𝒂𝒏𝒕𝒆́ 𝒔𝒆𝒙𝒖𝒆𝒍𝒍𝒆

📍 Projet Miray 📍

Handicap, plaisir et santé sexuelle

Après Analamanga et Atsinanana, la formation de formateurs s’est également déroulée dans la région de Matsiatra Ambony. Pendant deux jours, les participants ont approfondi leurs connaissances sur le plaisir et la santé sexuelle et reproductive des personnes en situation de handicap.

🙌 Un atelier enrichissant, réunissant des représentants d’associations engagées dans la défense des droits des personnes handicapées, ainsi que des professionnels de santé partenaires du projet depuis ses débuts.

🎯 Grâce à cette initiative, un réseau de formateurs qualifiés a été mis en place. Leur mission ? Transmettre ces savoirs essentiels au sein de leurs communautés et renforcer les compétences locales sur des thématiques encore trop peu abordées.

🏅 Pour saluer leur engagement, chaque participant a reçu une attestation de formation et une mallette inclusive SSR, symbolisant une avancée majeure pour la promotion de la santé sexuelle et reproductive des personnes en situation de handicap à Madagascar.

🇲🇬

Taorian’ny atrikasa natao teto Analamanga sy Atsinanana ary Menabe, dia tontosa ihany koa ny fiofanana ho an’ny mpampiofana tao amin’ny faritra Matsiatra ambony, naharitra roa andro.

Nifantoka tamin’ny fahafinaretana sy ny fahasalamana ara-pananahana sy ara-piraisana ho an’ny olona manana fahasembanana ity fiofanana ity.

🤗 Nahitana ny fandraisan’anjaran’ireo solontenan’ny fikambanana miaro ny zon’ny olona manana fahasembanana sy ireo mpiasan’ny fahasalamana, izay efa niara-dia tamin’ny tetikasa hatrany am-piandohana. Tafatsangana ihany koa araka izany ny vondron’ny mpampiofana, izay hampita sy hanamafy ny fahaiza-manaon’ny mpikambana ao aminy, arakaraka ny sehatra sy fikambanana misy azy ireo.

🥰 Ho famaranana ny fiofanana dia natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny taratasy fanamarinana sy ny "mallette inclusive SSR", mariky ny dingana iray manan-danja amin’ny fanamafisana ny fahalalana momba ny fahasalamana ara-pananahana sy ara-piraisana ho an’ny olona manana fahasembanana.
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Mankasitraka ndrindra o 🤗💙💙💙

Tena ts naharak an'zany zahay aa

Je me retire de l'association. Ma fille unique Morgan qui est autiste n'est plus de ce monde. Elle est partie aux cieux.

1 mois depuis
Autisme Madagascar

🏃‍♀️🏃‍♀️🏃‍♀️Tongava maro e🥳
👉Ho eny an-toerana ihany koa ireo volontaires ato amin'ny fikambanana amin'io hanampy antsika ray aman-dreny amin'ny fitsidihana ny fampirantiana an 😉

www.facebook.com/share/1E1T88VZk1/Les samedis de la Fondation H – Visite inclusive de l’exposition ‘Memoria’ pour les personnes autistes

La Fondation H, en collaboration avec Autisme Madagascar, propose une visite inclusive de l’exposition ‘Memoria : récits d’une autre Histoire’, spécialement adaptée aux personnes autistes de tous âges.

Rendez-vous le samedi 15 février de 10h à 12h
Gratuit, entrée libre

Au plaisir de vous accueillir à la Fondation H✨

📍 Fondation H, Rue Refotana, Ambatomena

Fondation-h.com
... Voir plusVoir moins

🏃‍♀️🏃‍♀️🏃‍♀️Tongava maro e🥳
👉Ho eny an-toerana ihany koa ireo volontaires ato aminny fikambanana aminio hanampy antsika ray aman-dreny aminny fitsidihana ny fampirantiana an 😉https://www.facebook.com/share/1E1T88VZk1/

Comment on Facebook

Aiz mo lay toerana hanaovana azy IO,azafady?

1 mois depuis
Autisme Madagascar

🥳Aza adino ny fotoanantsika amin'ny asabotsy hoavy izao etsy amin'ny Fondation H Analankely.

⏰Manomboka amin'ny 10 hatramin'ny 12 ora atoandro🥰
... Voir plusVoir moins

🥳Aza adino ny fotoanantsika aminny asabotsy hoavy izao etsy aminny Fondation H Analankely.⏰Manomboka aminny 10 hatraminny 12 ora atoandro🥰

Comment on Facebook

Ho avy izahay mianaka, mba halefaso amiko ny num anao raha azo atao

Charger plus