Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
6 jours depuis
Autisme Madagascar

🥰𝐑𝐞𝐭𝐨𝐮𝐫 𝐞𝐧 𝐢𝐦𝐚𝐠𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐣𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐫𝐞́𝐜𝐫𝐞́𝐚𝐭𝐢𝐯𝐞 𝐨𝐫𝐠𝐚𝐧𝐢𝐬𝐞́𝐞 𝐩𝐚𝐫 𝐧𝐨𝐬 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐧𝐞 𝐀𝐮𝐭𝐢𝐬𝐦𝐞 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 – 𝐀𝐧𝐨̂𝐬𝐲 💙🤝

Au programme : sourires, jeux, partages et beaucoup de bonne humeur 😄🎈
Merci à tous ceux qui ont contribué à faire de cette journée un moment inoubliable pour les petits #hafakely💙💙💙 🌟💫
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Sao mba misy mahalala docteur autisme mba itondrana zaza autiste fa mandrongatra be izy

Bonjour, j'habite à Tananarive et je suis éducateur spécialisé. J'ai travaillé des années auprès d'enfants et d'adultes autistes. Je serais ravi d'apporter mon temps et mes compétences.

1 semaine depuis
Autisme Madagascar

😥😭Alahelo lehibe ho antsika manana olona #hafakely.
📌Tranga toa izao no mamerina amintsika ny hoe ilaina ny fampihofanana ny sehatra rehetra indrindra ireo polisy sy miaramila, ny pompier sns.
Efa nanao izany moa ny Autisme Madagascar ary mila averina hafafisina.
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Oooh. Mampahery ny fianakaviana

Indraindray autiste ilay olona dia misy manao hoe misy devoly Dia fatorana nefa manao crise fa tsy mahazaka Ilay tabataba manala devoly.Tena mahaontsa.Fa na inona Antony eto dia mampahery indrindra ny fianakaviana. Jesoa hanasitrana ny fo maratra.

Mampalahelo Kely

Mandria ampiadanana Dia jesosy hitsena Andry eny am rahon'ny lanitra 😢😢

Tsaroako tsara t@ taona 2023 ilay zanako avy nirava nianatra t@ izay , nandeha bus scolaire handeha hody, dia rehefa akaiky ho tonga @ ilay toerana tokony hitsenana azy, dia tazan'ny Dadany fa misy setroka sy lela afo tao ambanin'ilay bus, fotoana fohy dia niakatra ny setroka tao anaty bus, nikoropaka avokoa ny ankizy kely sy ny mpampianatra nivoaka, ilay zanako tsy mba taitra mihitsy fa soa fa teo ny dadany nanala azy sy nandamina ny olona.Ny tiako lazaina dia tena hoe mila mianatra isika ray aman dreny fa isika no tompon'andraikitra voalohany @ fiahiana ny ain'ny Hafakelintsika.mankahery ny fianakavin'ny mana-manjo 🙏

Tena sahirana ny saina mieritreritra an'izao Autisme Madagascar sy Ariah Miantsotinasoa. Mavesatra! Hanana herintsaina sy fahononam-po ny Ankohonany. Homba azy sy ny Ankohonany Andriamanitra. 🙏🙏

Salama, olona manolotra fampindramam-bola iraisam-pirenena aho. Miaraka amin'ny renivola ampiasaina amin'ny fampindramam-bola manokana amin'ny fotoana fohy sy maharitra manomboka amin'ny 100.000 ka hatramin'ny 50.000.000 euros ho an'ny olona matotra rehetra izay tena mila izany, 3% isan-taona tsy misy zanabola. fampindramam-bola trano, fampindramam-bola amin'ny fampiasam-bola, fampindramam-bola fiara, fampindramam-bola manokana. Afaka manome fahafaham-po ny mpanjifako aho ao anatin'ny 03 andro aorian'ny nandraisako ny fangatahanao. PS: Ny hafatra tena matotra dia tsy matotra

Timmie Ballot

View more comments

2 mois depuis
Autisme Madagascar

✨ 𝗡𝗼𝘂𝘀 𝗮𝘃𝗼𝗻𝘀 𝗲́𝗴𝗮𝗹𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗲́𝗹𝗮𝗯𝗼𝗿𝗲́ 𝘂𝗻 𝗮𝗻𝗻𝘂𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗽𝗿𝗮𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲 📒 𝗿𝗲𝗴𝗿𝗼𝘂𝗽𝗮𝗻𝘁 𝗹𝗲𝘀 𝗰𝗼𝗻𝘁𝗮𝗰𝘁𝘀 𝗱𝗲𝘀 𝗽𝗲𝗿𝘀𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹𝘀 𝗺𝗲́𝗱𝗶𝗰𝗮𝘂𝘅 👩‍⚕️👨‍⚕️ 𝗮𝗶𝗻𝘀𝗶 𝗾𝘂𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗲́𝘁𝗮𝗯𝗹𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁𝘀 𝗱𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘁𝗲́ 🏥.
𝗨𝗻 𝗼𝘂𝘁𝗶𝗹 𝗽𝗿𝗲́𝗰𝗶𝗲𝘂𝘅 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗳𝗮𝗰𝗶𝗹𝗶𝘁𝗲𝗿 le𝘀 𝗱𝗲́𝗺𝗮𝗿𝗰𝗵𝗲𝘀 𝗲𝘁 𝗮𝘀𝘀𝘂𝗿𝗲𝗿 𝘂𝗻𝗲 𝗽𝗿𝗶𝘀𝗲 𝗲𝗻 𝗰𝗵𝗮𝗿𝗴𝗲 𝗮𝗱𝗮𝗽𝘁𝗲́𝗲 💙 de 𝗻𝗼𝘀 𝗽𝗲𝘁𝗶𝘁𝘀 𝗛𝗮𝗳𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 🌸👶.
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Merci beaucoup 🙏🙏💙💙

Merci beaucoup 😊

Merci infiniment

Merci beaucoup

Misaotra indrindra tompoko nizara, tena ilaina ny toa izao. THT daholo ny hafakelintsika tompoko o!

Mankasitraka indrindra fa tena ilaina be

Mankasitraka o!

merci

Merci beaucoup

Merci beaucouo

Dr tsiry pédiatre no Sady neurologue. Tsy eto mada ihany ko izy raha tsy diso aho. Resaka orthophoniste ra afaka ampina n'y ao am CAM

Mankasitraka indrindra tompoko fa tena manampy

Misaotra betsaka

Mankasitraka re. Ilay orthophoniste dia tena tsy mba misy fampiofanana mihitsy ve eto am firenena fa dia vitsy anie

Merciiiii ❤️❤️❤️❤️

Merci 💝

Merci fa tena ilaina bé, manao prise en charge zany zareo vé?

Miarahaba tompoko, misy tsy ampy kely azafady ny ao Mahajanga... Misy Ergothérapeute 2 miasa ato amin'ny CHUPZAGA Androva Mahajanga. Afaka miditra MP amiko raha omena contact azafady indrindra. Misaotra tompoko.

Dommage Morondava tsy misy

Tena mankasitraka tompoko

Miarahaba tompoko, misy ahintsy kely , Ergotherapeute CHU Place Kabary efa tsy i Mm Rojo , afaka miditra mp

Mila atao à jour fotsiny 😊

Saholy Rasoanilana mety ilainy ndry ito

Malala Ranarivelo

View more comments

2 mois depuis
Autisme Madagascar

🥰𝗛𝗼 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗺𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗲𝗻𝘆 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗱𝘆 𝘀𝗲𝗸𝗼𝗹𝘆 𝗵𝗼𝗮𝗻'𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 👌
📌 𝗟𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘀𝗲𝗸𝗼𝗹𝘆 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘁𝘆 𝘀𝘆 𝘀𝗲𝗸𝗼𝗹𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻#hafakely𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 #hafakely

👉Efa hita eo avokoa ny anaran'ny sekoly sy ny toerana ary ny laharan-tariby ahazoana azy ireo.
✅️koa manasa anao Tonga dia hifandray mivantana amin'izy ireo
👉Amin'ireo faritra misy ny rantsan'ny Autisme Madagascar .

🙏Mirary soa ho antsika ray aman-dreny rehetra ary amin'izao ankatoky ny fidiran'ny mpianatra izao.

-------*****-----
✨ Les contacts des établissements sont dans l'annuaire. Nous vous invitons à prendre contact avec eux directement.
✅️ L'annuaire couvre les zones des antennes de Autisme Madagascar.

📌Notre objectif?
Que chaque parent puisse trouver l'école adéquate pour son petit trésor unique. Découvrez les options adaptées à chaque enfant, afin de lui offrir l'accompagnement qu'il lui irait le mieux.
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Mankasitra tompoko

Misaotra tompoko

Merci beaucoup 😊

Mankasitraka @ fizaràna 🙏

Vakinankaratra,misy sekoly hafa ihany koa mandray fa manontany Ilay sekoly eny amin'izay akaiky anao aloha,tsy mitonona anarana izy fa izay Tonga any dia raisiny Raha mbola tsy feno ny effectif.

Mankasitraka indrindra tompoko

Misy diso Kely Num Le Génie Tsaramandroso Ambany 0328656729

COLLEGE 3S ÉVEILS AMPITATAFIKA VAOVAO LOT BA 76 Tel :0340717954 Mail: s.eveils@yahoo.com Fb: 3s éveils Ko mandray zaza autiste

Ny ANALANJIROFO mbola tsisy indrisy 🥺

Nico Rakangatsarasoratra sao de sendra ilaina

Izaho indray mba mitady zavatra na asa kely mba azon'ny jeune misy trace autisme atao (garçon 21 ans )

Indrisy ry région SAVA 😞😞

Mba mangataka école mba misy transport @ilay analamanga fa tena sahirana bé ,nefa alavitra bé.Mankasitraka tompoko 🙏

Néaulïe Nomena

Sanjaniaina Arcan

View more comments

3 mois depuis
Autisme Madagascar

🌍🎉 𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐉𝐞𝐮𝐧𝐞𝐬𝐬𝐞🥰

Cette journée est l’occasion de rappeler que chaque jeune 👩‍🎓👨‍🎓 a droit à l’éducation 📚, à la participation 🙋‍♀️🙋‍♂️ et à l’inclusion 🤝 — y compris les jeunes autistes 💙♾️, qui font encore face à trop d’obstacles 🚧 dans la reconnaissance et le respect de leurs droits.

✊Nous continuons à nous battre 💪🔥 pour que ces jeunes puissent s’épanouir pleinement 🌱✨ et trouver leur place dans la société 🌈.

📅 𝐋𝐞𝐬 𝟏𝟑 & 𝟏𝟒 𝐚𝐨𝐮̂𝐭, 𝐫𝐞𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞𝐳-𝐧𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐮 𝐏𝐚𝐥𝐚𝐢𝐬 𝐝𝐞𝐬 𝐒𝐩𝐨𝐫𝐭𝐬 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 🏟️ 𝐩𝐨𝐮𝐫 :
✨ Découvrir et mieux comprendre l’autisme
🛍️ Trouver des outils utiles pour vos enfants autistes
💬 Échanger et partager avec notre équipe dynamique 👫

Ensemble, construisons un avenir où chaque jeune compte 💙🌍🌟

#JournéeDeLaJeunesse #AutismeMadagascar #Inclusion #DroitsPourTous #JeunesAutistes #YouthPower
... Voir plusVoir moins

🌍🎉  𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐉𝐞𝐮𝐧𝐞𝐬𝐬𝐞🥰Cette journée est l’occasion de rappeler que chaque jeune 👩‍🎓👨‍🎓 a droit à l’éducation 📚, à la participation 🙋‍♀️🙋‍♂️ et à l’inclusion 🤝 — y compris les jeunes autistes 💙♾️, qui font encore face à trop d’obstacles 🚧 dans la reconnaissance et le respect de leurs droits.✊Nous continuons à nous battre 💪🔥 pour que ces jeunes puissent s’épanouir pleinement 🌱✨ et trouver leur place dans la société 🌈.📅 𝐋𝐞𝐬 𝟏𝟑 & 𝟏𝟒 𝐚𝐨𝐮̂𝐭, 𝐫𝐞𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞𝐳-𝐧𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐮 𝐏𝐚𝐥𝐚𝐢𝐬 𝐝𝐞𝐬 𝐒𝐩𝐨𝐫𝐭𝐬 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 🏟️ 𝐩𝐨𝐮𝐫 :
✨ Découvrir et mieux comprendre l’autisme
🛍️ Trouver des outils utiles pour vos enfants autistes
💬 Échanger et partager avec notre équipe dynamique 👫Ensemble, construisons un avenir où chaque jeune compte 💙🌍🌟#JournéeDeLaJeunesse #AutismeMadagascar #Inclusion #DroitsPourTous #JeunesAutistes #YouthPower
Charger plus