Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
6 jours depuis
Autisme Madagascar

😟👨‍👩‍👧‍👦 𝗔𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗱𝗶-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗥𝗮𝘆 𝗮𝗺𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗲𝗻𝘆 𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 (𝘀𝗲́𝗰𝘂𝗿𝗶𝘁𝗲́) 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘇𝗮𝗻𝗮𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝘀𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗶𝗮 𝗵𝗼𝗲 𝘃𝗲𝗿𝘆 𝗻𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗶𝘁𝗮! 🔍💔

🤝👮‍♂️ Nanamafy ny fahavononany sy ny fanolorantenany araka ny efa tarigetra napetrany hatramin'izay hoe polisy manakaiky vahoaka ny Tale Jeneralin'ny Polisim-pirenena Andriamatoa Tsaramonina Jean Victor Ravony Ismael, raha nihaona tamin'ny filohan'ny fikambanana Ramatoa Mbolatiana Raveloarimisa.

❇️🛡️ Voaresaka nandritra izany ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin'ny Polisim-pirenena ho fiarovana ireo olona autiste sy ny fianakaviany. 👨‍👩‍👧‍👦💙

📣📘 Tsara rahateo ny mampatsiahy fa efa nisy ny fanofanana nomen'ny fikambanana mikasika ny fandraisana an-tanana ireo olona autiste hoan'ny polisy, zandary ary mpamonjy voina tamina faritra maromaro teto Madagasikara.

🇫🇷
La Présidente de l’association Autisme Madagascar, Madame Mbolatiana Raveloarimisa, a eu l’immense honneur d’échanger avec Monsieur le Directeur Général de la Police Nationale (DGPN), le Contrôleur Général de Police Tsaramonina Jean Victor Ravony Ismael.

🤝 Cette rencontre a permis de souligner l’importance de renforcer la collaboration entre la Police Nationale et Autisme Madagascar afin de mieux garantir les droits, la sécurité humaine et la protection des personnes autistes ainsi que de leurs familles.

Le DGPN a réaffirmé la volonté et le devoir de la Police Nationale de promouvoir une police de proximité, fondée sur deux piliers essentiels :
1️⃣ gagner la confiance des citoyens
2️⃣ instaurer et préserver la paix sociale

💡 Il a également exprimé son engagement personnel en faveur d’une police familière, humaine et bienveillante, plutôt qu’une police répressive.

❇️ À rappeler que Autisme Madagascar a déjà formé des centaines de policiers, gendarmes et pompiers à travers Madagascar, sur la reconnaissance des signes de l’autisme et la prise en charge adaptée des personnes autistes et de leurs familles en situation de danger, de perte, d’enquête ou d’incarcération.
... Voir plusVoir moins

😟👨‍👩‍👧‍👦 𝗔𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗱𝗶-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗥𝗮𝘆 𝗮𝗺𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗲𝗻𝘆 𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 (𝘀𝗲́𝗰𝘂𝗿𝗶𝘁𝗲́) 𝗮𝗻𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘇𝗮𝗻𝗮𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝘀𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗶𝗮 𝗵𝗼𝗲 𝘃𝗲𝗿𝘆 𝗻𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗶𝘁𝗮! 🔍💔🤝👮‍♂️ Nanamafy ny fahavononany sy ny fanolorantenany araka ny efa tarigetra napetrany hatraminizay hoe polisy manakaiky vahoaka ny Tale Jeneralinny Polisim-pirenena Andriamatoa Tsaramonina Jean Victor Ravony Ismael, raha nihaona taminny filohanny fikambanana Ramatoa Mbolatiana Raveloarimisa.❇️🛡️ Voaresaka nandritra izany ny fanamafisana ny fiaraha-miasa aminny Polisim-pirenena ho fiarovana ireo olona autiste sy ny fianakaviany. 👨‍👩‍👧‍👦💙📣📘 Tsara rahateo ny mampatsiahy fa efa nisy ny fanofanana nomenny fikambanana mikasika ny fandraisana an-tanana ireo olona autiste hoanny polisy, zandary ary mpamonjy voina tamina faritra maromaro teto Madagasikara.🇫🇷
La Présidente de l’association Autisme Madagascar, Madame Mbolatiana Raveloarimisa, a eu l’immense honneur d’échanger avec Monsieur le Directeur Général de la Police Nationale (DGPN), le Contrôleur Général de Police Tsaramonina Jean Victor Ravony Ismael.🤝 Cette rencontre a permis de souligner l’importance de renforcer la collaboration entre la Police Nationale et Autisme Madagascar afin de mieux garantir les droits, la sécurité humaine et la protection des personnes autistes ainsi que de leurs familles.Le DGPN a réaffirmé la volonté et le devoir de la Police Nationale de promouvoir une police de proximité, fondée sur deux piliers essentiels :
1️⃣ gagner la confiance des citoyens
2️⃣ instaurer et préserver la paix sociale💡 Il a également exprimé son engagement personnel en faveur d’une police familière, humaine et bienveillante, plutôt qu’une police répressive.❇️ À rappeler que Autisme Madagascar a déjà formé des centaines de policiers, gendarmes et pompiers à travers Madagascar, sur la reconnaissance des signes de l’autisme et la prise en charge adaptée des personnes autistes et de leurs familles en situation de danger, de perte, d’enquête ou d’incarcération.

Comment on Facebook

Merci et force a vous dans ce combat

Misaotra anareo sahady monolo-tanana anay

Mankasitraka indrindra 🙏🙏🙏

Mankasitraka ndrindra 🙏🤗💙

Mankasitraka

Misaotra indrindra tsy mahafoy DGPN n'y Autisme Madagascar

Mankasitraka tompoko.

Alefa foana Mr le DGPN sy Madame la Présidente

Sitraka sy telina no atolotray anareo fa tena zava-dehibe ho anay manana ny tsy salama izao fijoroanareo izao. Misaotra Tompoko !

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏manohana ny zaza hafakely 🙏💙💙

Misaotra indrindra 💙💙

Dia tena miandrandra anareo ny Rad fa mafy io very zanaka io na koa sendra nanao fihetsika tsy nety eny an-tsena sns izay misy olona tsy te halala fa manao herisetra aminy. Tsy tsapan’izay tsy manana zanaka hafa kely ny adin-tsaina sy fahasahiranan’ny Rad amin’ny fitaizana azy ireny. Courage daholo fa tsy mora. Ny olona mitsara sy manome tsiny foana no hainy.

Mankasitraka tompoko

Mankasitraky anareo zahay Ray amandreny mañana Zaza autiste

Mes respect mon general

Misaotra tompoko

Salama. Nihaona tamina vehivavy frantsay iray aho, Rtoa Jean Laurent Sekretera Jeneraly, izay nanampy ahy hahazo fampindramam-bola 10.000 euros amin'ny zanabola ambany dia ambany 1,2%. Ny ampitson'iny dia azoko tsy nisy olana ilay vola. Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mifandray aminy: mp mp mp Mp

Chapeau a Autisme Madagascar et a sa vaillante Présidente. Vous redonnez de l'espoir a des familles entière

Mankasitraka e

❤️

mankasitraka anareo tompoko izahay manana zaza hafakely

Misaotranao

Mankasitraka anareo

Misoatra mr le DG amin'ny hezaka rehetra vitæ sy Mbola atao

Isaorana anie Andriamanitra.Ary enga homeny hery sy Fanahiny anie homba anao DGPN

View more comments

1 semaine depuis
Autisme Madagascar

🇫🇷𝑭𝒐𝒓𝒎𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒆𝒏 𝒄𝒐𝒖𝒓𝒔 𝒂𝒖 𝑴𝒂𝒓𝒐𝒄 ✨🌍

La formation sur la prise en charge des personnes vivant avec des différences se poursuit pour Mirah, au centre de formation Almanar au Maroc 🇲🇦🤝

Au programme :
🧩 Visite de centres spécialisés accueillant des enfants autistes
🏫 Observation des réalités au sein des classes intégrées
🏛️ Découverte culturelle à travers la visite de musées

🇲🇬✨ Mitohy ny fiofanana any Maroc ✨

Mitohy hatrany ny fiofanana mikasika ny fandraisana an-tanana ireo olona manana fahasamihafana izay arahan’i Mirah ao amin’ny toeram-piofanana Almanar ao Maroc 🇲🇦🤝

Ao anatin’izany ny :
🧩 Fitsidihana ivon-toerana manokana mandray ireo zaza autiste
🏫 Fijerena mivantana ny zava-misy eny anivon’ireo classe intégrée
🏛️ Fitsidihana mozea ho fanitarana fahalalana
... Voir plusVoir moins

Comment on Facebook

Alefaaaaa Mirah merci Autisme Madagascar

View more comments

2 semaines depuis
Autisme Madagascar

🥰𝗖𝗲𝘁𝘁𝗲 𝗽𝗲𝘁𝗶𝘁𝗲 𝘃𝗶𝗱𝗲́𝗼 𝘀’𝗮𝗱𝗿𝗲𝘀𝘀𝗲 𝗮̀ 𝘁𝗼𝘂𝘀 𝗹𝗲𝘀 𝗽𝗮𝗿𝗲𝗻𝘁𝘀 💙
𝗨𝗻 𝗺𝗲𝘀𝘀𝗮𝗴𝗲 𝗱’𝗲𝘀𝗽𝗼𝗶𝗿 𝗲𝘁 𝗱𝗲 𝘀𝗼𝘂𝘁𝗶𝗲𝗻 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗻𝗼𝘀 𝗰𝗼𝗺𝗯𝗮𝘁𝘀, 𝘀𝗼𝘂𝘃𝗲𝗻𝘁 𝗺𝗲𝗻𝗲́𝘀 𝗲𝗻 𝘀𝗶𝗹𝗲𝗻𝗰𝗲 💪✨
𝗩𝗼𝘂𝘀 𝗻’𝗲̂𝘁𝗲𝘀 𝗽𝗮𝘀 𝘀𝗲𝘂𝗹𝘀 🤍

... Voir plusVoir moins

Video image

Comment on Facebook

2 semaines depuis
Autisme Madagascar

#Ndao_hifampizara

👉Mandeha mivoaka amina toerana be olona miaraka amin’ilay #hafakely :
💡𝐓𝐨𝐫𝐨𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚💙

1️⃣ Ampahafantaro mialoha azy 🗓️
2️⃣ Fidio ny fotoana milamina 🕒
3️⃣ Ento ilay zavatra na kilalao mampitony azy raha sendra Manao krizy 🧸
4️⃣ Fantaro mialoha ny filàny 🍎💧🎽
5️⃣ Tsy mibetroka na mikitakita fa mila manana faharetana ✨💪

Samy hafa ny ankizy tsirairay, araho ny fihetsiny ary ahitsy araka izay ❤️

🗯️ Sorato eo amin'ny commentaires indray ary ny fikafika efa nataonareo ka nahomby e ☺️

🌟 Sorties en public avec un enfant autiste : nos conseils 💙

1️⃣ Prépare ton enfant à l’avance 🗓️
2️⃣ Choisis un moment calme 🕒
3️⃣ Emporte un objet rassurant 🧸
4️⃣ Anticipe ses besoins 🍎💧🎽
5️⃣ Reste flexible et patient ✨💪

Chaque enfant est unique, observe-le et adaptez la sortie à ses besoins ❤️
... Voir plusVoir moins

#Ndao_hifampizara👉Mandeha mivoaka amina toerana be olona miaraka amin’ilay #hafakely :
💡𝐓𝐨𝐫𝐨𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚💙1️⃣ Ampahafantaro mialoha azy 🗓️
2️⃣ Fidio ny fotoana milamina 🕒
3️⃣ Ento ilay zavatra na kilalao mampitony azy raha sendra Manao krizy 🧸
4️⃣ Fantaro mialoha ny filàny 🍎💧🎽
5️⃣ Tsy mibetroka na mikitakita fa mila manana faharetana ✨💪Samy hafa ny ankizy tsirairay, araho ny fihetsiny ary ahitsy araka izay ❤️🗯️ Sorato eo aminny commentaires indray ary ny fikafika efa nataonareo ka nahomby e ☺️🌟 Sorties en public avec un enfant autiste : nos conseils 💙1️⃣ Prépare ton enfant à l’avance 🗓️
2️⃣ Choisis un moment calme 🕒
3️⃣ Emporte un objet rassurant 🧸
4️⃣ Anticipe ses besoins 🍎💧🎽
5️⃣ Reste flexible et patient ✨💪Chaque enfant est unique, observe-le et adaptez la sortie à ses besoins ❤️

Comment on Facebook

Tena tsy haiko re oul fa efa bedin' ny dokotera , mamanay (fony izy mbola teo ) Dadany lay mijery Mr bean kanefa Io no tena maha calame azy vety2 VO mitady hi gafy2 Kely de Ambondrona tsy hadino rah omena zavatra kilalao oh téléphone Tonga de Simba e!

Entina ny tampintsofina (casque na bouchons d'oreilles). Misy ao amin'ny 𝗛𝗮𝗳𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗦𝗵𝗼𝗽

Ampahafantarina mialoha izy , zarina tsikelikely mivoka amin'ny toerana bé olona ,ohatra hoe eny an_ tsena , any am_ piangonana ,tsy atao elabe aloha amin'ny voalohany , somary sahirana izy fa resahana hoe hiantsena isika ,na hivavaka isika , hoentina foana , farany izy zatra , ny anay Zao tena efa maharitra any am_ piangonana , any anaty bus , ny any antsena no tsy maharitra ela , isika Ray amandreny koa tokony mahafantatra hoe hatreo ihany no tokony ho zakany Dia Aleo mody refa hita fa hatreo ihany

Resahana mialoha... Dia izy mo efa mahy manda hoe je ne veux pas y aller, j'aime pas le bruit.. fa refa tena hoe tsy maintsy mandeha dia tenenina hoe manao casque anti bruit.. dia omena telephone manao jeu. Zay aloha no hitako atreto...

View more comments

3 semaines depuis
Autisme Madagascar

🥰Vaovao mahafinaritra Kely vao maraina 👇
𝗛𝗼 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗿𝗼𝗯𝗼𝗿𝗼𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗺𝗶𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮 ( 𝗹𝗮 𝗱𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́) 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮 ( 𝗹'𝗶𝗻𝗰𝗹𝘂𝘀𝗶𝗼𝗻) 𝗱𝗶𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗼𝗿𝗼𝗻𝗮 𝗶𝘁𝘆 𝘀𝗮𝗿𝗶𝗯𝗮𝗸𝗼𝗹𝘆 𝗮𝘂𝘁𝗶𝘀𝘁𝗲 𝗶𝘁𝘆 𝗻𝘆 𝗼𝗿𝗶𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗠𝗮𝘁𝘁𝗲𝗹 😊

apnews.com/article/autistic-barbie-doll-9c33f493a04c4f52bb8d08026b6f5f53
... Voir plusVoir moins

🥰Vaovao mahafinaritra Kely vao maraina 👇
𝗛𝗼 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗿𝗼𝗯𝗼𝗿𝗼𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗺𝗶𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮 ( 𝗹𝗮 𝗱𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́) 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮  ( 𝗹𝗶𝗻𝗰𝗹𝘂𝘀𝗶𝗼𝗻) 𝗱𝗶𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗼𝗿𝗼𝗻𝗮 𝗶𝘁𝘆 𝘀𝗮𝗿𝗶𝗯𝗮𝗸𝗼𝗹𝘆 𝗮𝘂𝘁𝗶𝘀𝘁𝗲 𝗶𝘁𝘆 𝗻𝘆 𝗼𝗿𝗶𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗠𝗮𝘁𝘁𝗲𝗹 😊https://apnews.com/article/autistic-barbie-doll-9c33f493a04c4f52bb8d08026b6f5f53

Comment on Facebook

Perso, n'importe quelle poupée aurait fait l'affaire. Si tu décides que ta barbie devienne une licorne, tu n'as pas besoin de l'approbation du monde pour qu'elle soit une

Amiko manokana dia tsy ilaina akory satria ahoana moa no itenenana fa ity saribakoly ity autiste na tsia. fa miteny ve sa manao fihetsika ilay saribakoly, vao miha mampiroborobo ny fampisaharahana izany amiko, kanefa tokony hanaiky sy hiaina ny fahasamihafana ny rehetra. fa tsy hamorona fifampisarahana @ alalan'ny kilalao indray. Mirary soa.

Za ko naita an io t@ vao2 frantsay fa tokn asin saribakoly bandy kely f n ankizy lahy no betsaka autiste

Et donc. Ils ont un signe particulier pour qu'on puisse encore distinguer et stigmatiser les autistes?( sarcasme) il n'y avait pas besoin de faire cela. Ils utilisent tous ce qu'ils peuvent pour le marketing.

4 semaines depuis
Autisme Madagascar

🧐👉𝑴𝒃𝒐𝒍𝒂 𝒎𝒊𝒕𝒐𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒓𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒎𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒕𝒐𝒏𝒚 𝒎𝒆𝒕𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒕𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒖𝒕𝒊𝒔𝒎𝒆 🌍🧩

📖 𝑽𝒂𝒌𝒊𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒑𝒊𝒓𝒊𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒕𝒚 𝒓𝒐𝒉𝒚 𝒆𝒕𝒐 𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒚 𝒊𝒕𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂.
💡 𝑮𝒖𝒊𝒅𝒆 𝑷𝑫𝑭 𝒎𝒂𝒊𝒎𝒂𝒊𝒎-𝒑𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒌𝒐𝒂 𝒂𝒛𝒐 𝒕𝒆́𝒍𝒆́𝒄𝒉𝒂𝒓𝒈𝒆́-𝒏𝒂 𝒂𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒐 𝒑𝒆𝒋𝒚 𝒊𝒐 📥📚

🤗 𝑴𝒊𝒓𝒂𝒓𝒚 𝒔𝒐𝒂 𝒆 ! 💛

www.autismparentingmagazine.com/what-are-the-possible-causes-of-autism/?utm_source=ActiveCampaign...
... Voir plusVoir moins

🧐👉𝑴𝒃𝒐𝒍𝒂 𝒎𝒊𝒕𝒐𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒓𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒎𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒕𝒐𝒏𝒚 𝒎𝒆𝒕𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒕𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒖𝒕𝒊𝒔𝒎𝒆 🌍🧩📖 𝑽𝒂𝒌𝒊𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒑𝒊𝒓𝒊𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒕𝒚 𝒓𝒐𝒉𝒚 𝒆𝒕𝒐 𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒚 𝒊𝒕𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂.
💡 𝑮𝒖𝒊𝒅𝒆 𝑷𝑫𝑭 𝒎𝒂𝒊𝒎𝒂𝒊𝒎-𝒑𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒌𝒐𝒂 𝒂𝒛𝒐 𝒕𝒆́𝒍𝒆́𝒄𝒉𝒂𝒓𝒈𝒆́-𝒏𝒂 𝒂𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒐 𝒑𝒆𝒋𝒚 𝒊𝒐 📥📚🤗 𝑴𝒊𝒓𝒂𝒓𝒚 𝒔𝒐𝒂 𝒆 ! 💛https://www.autismparentingmagazine.com/what-are-the-possible-causes-of-autism/?utm_source=ActiveCampaign&utm_medium=email&utm_content=%F0%9F%98%9F%20Are%20you%20ok%3F&utm_campaign=AC%20Re-engagement%20Message%201A

Comment on Facebook

Sauf que c'est pas un trouble ni une maladie mais un mode de fonctionnement différent. Par contre avec vaccins ou traumatismes ou autres là ça entraine des troubles.

Vaksiny...

Miarahaba tompoko!Ahoana ny atao raha hiditra membre volontaire ao @ Autisme Madagascar ?

4 semaines depuis
Autisme Madagascar

💙 𝐅𝐨𝐫𝐦𝐞𝐫 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐦𝐢𝐞𝐮𝐱 𝐚𝐜𝐜𝐨𝐦𝐩𝐚𝐠𝐧𝐞𝐫, 𝐚𝐠𝐢𝐫 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐦𝐢𝐞𝐮𝐱 𝐢𝐧𝐜𝐥𝐮𝐫𝐞 🌍✨

La prise en charge des personnes différentes, en particulier des personnes autistes, est au cœur des priorités de notre association.

🥰C’est avec une immense joie qu'Autisme Madagascar a été choisi par l'Ambassade du Maroc à Madagascar pour participer à une formation sur la prise en charge des personnes différentes dont les personnes autistes. Nous annonçons que Rasoarilalao Marie Charline (Mirah), membre active et cheffe d’antenne d’Autisme Madagascar à Vakinankaratra, bénéficie de cette formation spécialisée de 4 mois au Maroc 🇲🇦📚.

🙏 Nous adressons nos sincères remerciements à @ambassade du royaume du Maroc à Madagascar, ainsi qu’à son Excellence Monsieur l’Ambassadeur Mohammed Benjilany pour cette opportunité précieuse.

💡 Pourquoi Mirah ?
Parce qu’elle est l’une des cheffes d’antenne la plus ancienne de l’association, parce qu’elle est une éducatrice spécialisée engagée,
et surtout parce qu’elle a toujours donné le meilleur d’elle-même pour la promotion et la défense des droits des enfants différents, que ce soit auprès des ministères, des CISCO et des différents acteurs concernés 🤝👧🧒.

Ensemble, continuons à bâtir une société plus inclusive 💙♾️

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

💙 𝐇𝐨𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐭𝐲 𝐤𝐨𝐤𝐨𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 🌍✨

Laharam-pahamehana ho an’ny fikambanana ny fandraisana an-tanana sy fanohanana ireo olona manana fahasamihafana, indrindra fa ireo olona autiste.
Noho izany dia faly izahay 🎉 mizara amitsika fa i Rasoarilalao Marie Charline (Mirah), mpikambana mavitrika sady lehiben’ny rantsana Autisme Madagascar ao Vakinankaratra, dia nahazo fiofanana manokana mandritra ny 4 volana any Maraoka 🇲🇦📚.

🙏 Isaorana manokana ny Masôivoho Maraokana eto Madagasikara nisafidy ny Autisme Madagascar hisitraka izany fanofanana izany.

💡 Nahoana no i Mirah ?
Satria izy dia iray amin’ireo tranainy indrindra nitantana ny rantsan'ny Autisme Madagascar tao Vakinakaratra,
satria izy dia éducatrice spécialisée, ary indrindra satria tsy sasatra izy niaro sy nampiroborobo ny zon’ny ankizy hafakely, na eny anivon’ny minisiterà, CISCO, ary ireo rafitra rehetra voakasika 🤝👧🧒.

Miaraka isika hanangana fiarahamonina mampiaty ary manaiky sy mandray ny fahasamihafana 💙♾️
... Voir plusVoir moins

💙 𝐅𝐨𝐫𝐦𝐞𝐫 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐦𝐢𝐞𝐮𝐱 𝐚𝐜𝐜𝐨𝐦𝐩𝐚𝐠𝐧𝐞𝐫, 𝐚𝐠𝐢𝐫 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐦𝐢𝐞𝐮𝐱 𝐢𝐧𝐜𝐥𝐮𝐫𝐞 🌍✨La prise en charge des personnes différentes, en particulier des personnes autistes, est au cœur des priorités de notre association.🥰C’est avec une immense joie quAutisme Madagascar a été choisi par lAmbassade du Maroc à Madagascar pour participer à une formation sur la prise en charge des personnes différentes dont les personnes autistes. Nous annonçons que Rasoarilalao Marie Charline (Mirah), membre active et cheffe d’antenne d’Autisme Madagascar à Vakinankaratra, bénéficie de cette formation spécialisée de 4 mois au Maroc 🇲🇦📚.🙏 Nous adressons nos sincères remerciements à @ambassade du royaume du Maroc à Madagascar,  ainsi qu’à son Excellence Monsieur l’Ambassadeur Mohammed Benjilany pour cette opportunité précieuse.💡 Pourquoi Mirah ?
Parce qu’elle est l’une des cheffes d’antenne la plus ancienne de l’association, parce qu’elle est une éducatrice spécialisée engagée,
et surtout parce qu’elle a toujours donné le meilleur d’elle-même pour la promotion et la défense des droits des enfants différents, que ce soit auprès des ministères, des CISCO et des différents acteurs concernés 🤝👧🧒.Ensemble, continuons à bâtir une société plus inclusive 💙♾️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬💙 𝐇𝐨𝐚𝐧𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐭𝐲 𝐤𝐨𝐤𝐨𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 🌍✨Laharam-pahamehana ho an’ny fikambanana ny fandraisana an-tanana sy fanohanana ireo olona manana fahasamihafana, indrindra fa ireo olona autiste.
Noho izany dia faly izahay 🎉 mizara amitsika fa i Rasoarilalao Marie Charline (Mirah), mpikambana mavitrika sady lehiben’ny rantsana Autisme Madagascar ao Vakinankaratra, dia nahazo fiofanana manokana mandritra ny 4 volana any Maraoka 🇲🇦📚.🙏 Isaorana manokana ny Masôivoho Maraokana eto Madagasikara nisafidy ny Autisme Madagascar hisitraka izany fanofanana izany.💡 Nahoana no i Mirah ?
Satria izy dia iray amin’ireo tranainy indrindra nitantana ny rantsanny Autisme Madagascar tao Vakinakaratra,
satria izy dia éducatrice spécialisée, ary indrindra satria tsy sasatra izy niaro sy nampiroborobo ny zon’ny ankizy hafakely, na eny anivon’ny minisiterà, CISCO, ary ireo rafitra rehetra voakasika 🤝👧🧒.Miaraka isika hanangana fiarahamonina mampiaty ary manaiky sy mandray ny fahasamihafana 💙♾️Image attachment

Comment on Facebook

Félicitations Mirah. Mahavità be.🩵🩵🩵

Bravo kiiii Mirah aaaa. Mendrika bé Ndriiii Mandroso foana tsika Mbolatiana Raveloarimisa , miaraka amin'ny Autisme Madagascar eeee💪💪💪

Félicitations Mme Ariah Miantsotinasoa 👏👏🎊Mahavità be dia mirary soa hatrany 😘😘💙💙💙

Mirary soa an'i Mme Mirah a.

Félicitations Ariah Miantsotinasoa 🙏

Bravo Autisme Madagascar !

Félicitations mme Ariah Miantsotinasoa Mahefaha be tompoko, mirary soa hatrany 🙏

Bon vent ky mme Myrah an ❤️🥰

Bon vent Ariah Miantsotinasoa

Mendrika tokoavravi izy no hisitraka Ilay fiofanana💙💙💙

Bon courage a vous Mme Myrah, et félicitations a Autisme Madagascar, surtout pour la présidente. Force a vous

💙💙💙💙💙

Félicitations Mirah pour ton travail, je suis tellement heureuse pour toi! Bisous 😚

Mahavita soa Ariah Miantsotinasoa Mirary soa

Félicitations Myrah

Mahavità soa Mme Ariah Miantsotinasoa 🩵

Felicitations

Félicitations akia Mirah ,mirary soa hatrany Ary hitondra avo ny fikambanana ndry .🙏👏👏

Félicitations Mirah

Mirary soa mme Ariah Miantsotinasoaa🥰👏🏻👏🏻

Félicitations Mirah,de bonne continuation 🙏♥️

💙💙💙

Félicitations Madame Mirah, dia mirary soa be amin’ny adidy izay iandraketana🥰💙

Félicitations Mirah

Mahavità soa ki Ariah Miantsotinasoa 💙💙💙

View more comments

1 mois depuis
Autisme Madagascar

✨ ♀️𝐏𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭 𝐌’𝐢𝐫𝐚𝐲 𝟐.𝟎♂️ ✨

𝑁𝑜𝑢𝑠 𝑠𝑜𝑚𝑚𝑒𝑠 𝑟𝑎𝑣𝑖𝑠 𝑑𝑒 𝑣𝑜𝑢𝑠 𝑎𝑛𝑛𝑜𝑛𝑐𝑒𝑟 𝑙𝑎 𝑠𝑢𝑖𝑡𝑒 𝑑𝑢 𝑝𝑟𝑜𝑗𝑒𝑡 𝑀’𝑖𝑟𝑎𝑦 𝑎̀ 𝑡𝑟𝑎𝑣𝑒𝑟𝑠 𝑀’𝑖𝑟𝑎𝑦 2.0 🎉💙, une nouvelle étape pour renforcer les acquis en faveur d’attitudes positives et de services bienveillants pour la santé et les droits sexuels et reproductifs (DSSR) des personnes en situation de handicap 🤝🌈

🎯 𝗡𝗼𝘀 𝗼𝗯𝗷𝗲𝗰𝘁𝗶𝗳𝘀 :
🌟 Renforcer la reconnaissance des droits sexuels et reproductifs des jeunes PSH

🏥 Améliorer l’accessibilité, la qualité et l’adaptation des services DSSR

👩‍⚕️👨‍🏫 Encourager l’engagement des institutions, professionnels de santé, travailleurs sociaux et éducateurs

🤝📣 Construire des alliances durables entre jeunes PSH, médias, acteurs communautaires et institutions

📍 𝗭𝗼𝗻𝗲𝘀 𝗱’𝗶𝗻𝘁𝗲𝗿𝘃𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻 : Analamanga, Vakinankaratra, Atsinanana et Haute Matsiatra
⏳ 𝗗𝘂𝗿𝗲́𝗲 : 18 mois
... Voir plusVoir moins

Charger plus